Teny nampidirina farany

Etona
[admin]
: a. : Setroka. ~ Gaza avy amin'ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indraY. ¶ M.h. : Fofon-drano, tf t.i.f. : Etonana, voaetona j manetona, fanetona, mpanetona j anetonana, fanetona / mahetona. Ahitsio
Etoana
[admin]
: p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin'ny fandaharana : Vory etoana isika mianakavy. Ahitsio
Eto
[admin]
: p.mt. : Milaza toerana tokana eo amin'ny misy ny te-na mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taxa-maso,ary mifanohitra amin'ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina : Mijandna eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an'efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina e-t9 ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jar. Eo. - t.i.f. : Manketo, mpanketo. ? F,-p, : Eto ho eto : milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny : Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra. Ahitsio
Etiketika
[admin]
: a : Fireharehana amin'ny zavatra madinika; eboebo. - t.i.f. : Mietiketika, fietike. tika, mpietiketika / ietiketehana, fietiketehana. Ahitsio
Etý
[admin]
: p.mt. : Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin'ny ad izay manisikevitra mifanohitra amin'ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana : Mahasalama ny monina et? ambaniuohitra (Tiako ny monina ad ambanivohitra noho ny any ambonivohitra. / Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jer. Eo. 6 tif, : Mankety, mpanketS'. • F,-p, : Ed ho et9 : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Tet? ho et? no nisy ny fasan'ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy hita intsony. Ahitsio
Ety
[admin]
: p. t. : Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby : Ety ny lalana taloha. /E-ty kely ity' efitrano id ka mijaly izahay. ~ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitm ny tena : Ety aho ka mikisakisaha. ~ Mafy, sarotra : Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany. - t.i.f. : Etena, voaety j manety, fanety, mpanety j anetena, fanetena j mifanety j mihaety j mahety j etiety. - F.-p, : Miditra amin'ny ety : miditra amin'ny toe-javatra sarotra sy manahirana. Ahitsio
Etena
[admin]
: (ety) mt,ih. (eteo) : A-tao ety kokoa : Eteo kely ny tanan'akanjoko. Ahitsio
Etaketaka
[admin]
: a. : Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina. ¶ M.h. : Edinedina, sitisity, tikintikina. - t.i.f. : Mietaketaka, fietaketaka, mpietaketaka j ietaketahana,fietaketahana, Ahitsio
Espaniola
[admin]
: (fr. Espagnol) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Espaina: 0-lona mafana ra ny Espaniola. 1 p.t.: Mikasika an'i Espaina , an'i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola. Ahitsio
Esotra
[admin]
: ft. : Enti-milaza fanalana zavatra amin'ny toerana iray, fampihenana... - t.i.f. : Esorina, voaesotra ! manesotra, fanesotra, mpanesotra / anesorana, fanesoranaj miesotra, fiesotra, mpiesotra / iesorana, fiesorana / mahesotra. Ahitsio
Esorina
[admin]
: (esotra) mt.ih. (esory) : Alana amin'ny toerana misy azy : Esory ity vatankazo ity fa manakan-dalana. ~ Ahena, alana : Roanjato no nesoriny tamin'ny karamako. ~ Roahina, alana amin'ny raharaha : Nesorin' ny fanjakana ilay benitanàna tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka. Ahitsio
Esona
[admin]
: a. : Fofon'aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan'ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona. 1 t.i, f, : Miesona, fiesona, mpiesona j iesonana, fiesonana. Ahitsio
Esoina
[admin]
: (eso) mt.ih. (esoy) : Tebahina, atao tsinontsinona : Matetika esoin'ny mpanankarena ny mahantra. ~ Harabina, vazivazina, ihomehezana : Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe : Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an'ny olondrehetra ihany ny fandehanao. Ahitsio
Eso
[admin]
: a. : Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana : Tsy tantiko ny eson'ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana ad ambanivohitra. ¶ M.h. : Tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana. ~ Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana : lsaky ny mandalo ilay mandringa dia matin'ny eson'ny zanakao amin'ny farahehy. ¶ M.h, : Haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosarana. i tif, : Esoina, voaeso / maneso, faneso, mpaneso / anesoana,fanesoana. Ahitsio
Eskomonie
[admin]
: (f r. excommunié) a : Teny enti-milaza ny katolika noroahin'ny Eglizy noho ny heloka bevava vitany. Ahitsio
Esinesina
[admin]
: ft. : FahasempotsemPorana eo am-piainana. è t.i.f. : Miesinesina, fiesinesina, mpiesinesina / ieaineaenana, fiesinesenana. Ahitsio
Esikesika
[admin]
: (Btl) p.t. : Enti-milaza omby sady be vatana no matavy, Ahitsio
Esikesika
[admin]
: a. : Famindra miadana taY manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany. - t.i.f. : Miesikesika, fiesikesika, mpiesikesika / iesikesehana, fiesikesehana. Ahitsio
Esiesy
[admin]
: a, : Teny atao fiantsoana ny alika. Ahitsio
Esy
[admin]
: t.'p. : Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray : EsY! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy ? Ahitsio