Teny nampidirina farany

Fadidirana
[admin]
: (fadiditra) mt.ih, (fadidiro) : Ampifanolanina, ampifampidipidirina : Fadi-diro io rantsankazo io. Ahitsio
Fady izany
[admin]
: sanatria izany, / Ilay fady : ilay ratsY, ilay tsY valahara. / Mahauoa fady na mamoa fady : enti-milaza zavatra mahamenatra loatra. / Mandry fady : olona mamohehadoza satria mandry amin'ny olom-pady. ¶ M,h, : Mifotitra). / Manota fady : mandika fady. 10lom-pady : olona tsy azo alaina ho uadY satria havana akaikY. ¶ M. h. : Olon-tsy heny. Ahitsio
Fadin-tseranana
[admin]
: haba aloa eo amin'ny seranana amin'ny entana midina eo. Ahitsio
Fadin-dambo amin'amboa
[admin]
: tsY azo atao mihitsY na manao ahoana na manao ahoana. Ahitsio
Fady
[admin]
: a. : Zavatra voararan' ny fomban-dRazana na ny Razana mihitsY tsy hatao na hohanina na hokasihina na hodiavina : Fadin'ny foko sasany ny kisoa. / Tsy azo anaovan-javatra na voarara tsy ho azo anaovan-javatra : Andro fady ny alatsinainy hoy ireo mpinomino foana. 1 Zavatra tsY fanaom-bahoa-ka na tsy fanao am-pahibe- maso : Tsarouy, anaka, fa fady ny mitsatsaingoka raha misy ray aman-dreny miteny. 1 Zavatra heverina ho tsy azon'ny tena atao, na noho ny finoana, na noho ny eritreritra aman-tsitrapo :Fady ahy, tompoko, ny ha-ka zauatr'olona tsy an-drariny. - t.i.f.: Fadina,voafady/mifady, fifady, mpifadyl ifadiana, fifadiana. ~ F.-p. : Andro fady : andro voatondron' ny mpisorontsamPY taloha ho andro masina fanandratana ny sampy ka tsy azo nanaovan-draharaha (ny alakamisY)- / Biby fady : biby noheverin'ny foko sasany ho razanY na nanao soa ny razany ka tsy azo novonoina. / Fady fotsy na fady mantsasoka : fady tapanY ihany, toy ny mifady kisoa nefa mihinana ny menany. / Ala fady : Vola omena ny mpandevina. / Aza fady : teny atao mba hialan-tstnY raha te hiangavy olona. / Aza mahafady : mitovy amin'ny aza fady ihany. / Fadia foura : teny ilazana olona tebahina aoka izany raha miteny azy. / Fadin-tany : tsy azo atao amin'ny tany lazaina. f Ahitsio
Fa
[admin]
: p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny nefa, saingy : Kely vatana izy, fa matanjaka. / ppt.: Mitovy hevitra amin'ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy. Ahitsio
Fa
[admin]
: a. : Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama. Ahitsio
F
[admin]
: Tarehintsoratra fahadimy ary renitsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoe fi na fe. Miova ho p amin'ny fanakambanan-teny tsotra (latsaka-faka = latsa-paka), fa maty fotsiny kosa amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao mitovona man-, izay tonga mam- amin' izay : man+fototra =mamototra. Ahitsio
Ezoezo
[admin]
: p,t, : Lava marotsaka ary mahia; mahia manify mitezotezo. - t.i.f. : Miezoezo, fiezoezo ( iezoezoana, fiezoezoana. Ahitsio
Ezinezina
[admin]
: ft. : Enti-milaza toerana avo; zava-mianlera mampfhovotrovotra; asa na teny mahatalanjona eo imason'ny olona maro. - t.i.f. : Aezinezfna 1 miezinezina, ffezinezina, mpfezinezina 1 lezinezenana, ffezinezenana. Ahitsio
Ezanezana
[admin]
: a. : Fijorojoroana, fihazangazanana. Ahitsio
Ezaka
[admin]
: a. : Fanaovana ny faran' nY azo atao : Manao an'ezaka Rangahy io rehefa miasa. ~ Fikelezana aina, fikirizana : Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahauikina ny hady. ~ Halaviran-dalana antonintoniny : Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery ana. body paiso. - t.i.f. : Ezahina, aezaka, voaezaka / manezaka, fanezaka, mpanezaka / anezahana, fanezahana / miezaka, fiezaka, mpiezaka ( iezahana, ffezahana / mahezaka / ezakezaka. Ahitsio
Ezahina
[admin]
: (ezaka) mt.ih. (axa-ho) : Henjanina; hinjirina :Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka. 1 Atao am-paharisihana, am-pikelezana ai-na : Noezahiny ny toto uariny ka tsy ampy toy inona dia fotsy. Ahitsio
Evotra
[admin]
: ft. : Enti-milaza fibontsina na fivohitra ho avoavo noho ny manodidina, fiantsamboatra miakatra. - t.i.f. : Evotina, aevotra, voaevotra 1 mievotra, fievotra, mpievotra ) ievotana, fievotana ( mahevotra 1 evotrevotra. Ahitsio
Evotina
[admin]
: (euotra) mt.ih (euoty) : Aingaina, entanina. Ahitsio
Evoka
[admin]
: a. : Ravin-javatra notenehina na nodorana ka trohina ny fofony mba hatao fanafody. - t.i.f. : Evohana, aevoka, voaevoka 1 manevoka,fanevoka, mpanevoka ( anevohana, fanevohana ( mievoka, fievoka, mpievoka 1 ievohana, fievohana. Ahitsio
Evohana
[admin]
: (evoka) mt.ih, (euohy) : Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka : Evohy ireo zazakely uoan' ny bonibony ireo, Ahitsio
Evoevo
[admin]
: (Tsm) a. : Lohamalemy. Ahitsio
Evina
[admin]
: a. : Famoahan-drivotra eo amin'ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa Piti-drora koa. - t.i.f. : Mievina,fievina,mpievina 1 ievenana, fievenana. Ahitsio
Eveka
[admin]
: (fr. Evéque) a.: (Fiv. kat.) Dimbin'ny apostoly, nandray ny sakaramentan'ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan'ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin'ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka Ahitsio