Teny nampidirina farany

Endany
[admin]
: a, : Soroka sy fan' omby. Ahitsio
Endaka
[admin]
: a : Fialana sarona na fono. - t.i.f. : Endahana, voaendaka, tafaendaka 1 manendaka fanendaka, mpanendaka 1 anendahana, fanendahana 1 miendaka, fiendaka, mpien. daka 1 iendahana, fiendahana 1 mahendaka. Ahitsio
Endahana
[admin]
: (endaka) mt.ih. (endaho) : Alana hoditra : Efa nendahana ve ilay omby? 1 Esorina ny akanjo eny aminy : Nendahan'ny mpangalatra izy. Ahitsio
Emponempona
[admin]
: a. : Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etys ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana, fahasasarana,.. - t.i.f. : Miemponempona, fiemponemponal iemponemponana, fiemponemponana. Ahitsio
Empoka
[admin]
: a. • Famelomana ny afo efa saika maty. - t.i.f. : Empohana, voaempoka 1 manempoka, fanem-Poka, mpanempoka 1 anempohana, fanempohana 1 mahaempo. Ahitsio
Empoina
[admin]
: (empo) mt.ih. (empoy) : Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo : Empoina ny metaly uao azo tefena. Ahitsio
Empo
[admin]
: ft. : Fitsonihana, fiovan'ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy Mora empo it9 sauta-ka id izany. - t.i.f. : Empoina, voaempo 1 manempo, fanempo, mpanempo 1 anempoana, fanempoana f miempo, fiempo, Ahitsio
Empaka
[admin]
: a : Hoditra mitsovaka kely, ovaka. 1 p,t. : Miendaka kely tsy latsaka lalina, voaenda-koditra, mien- End da-koditra : Axa mitaraina tanana hiempaka e! - t.i.f. : Empahina, voaempaka 1 manempaka, fanempaka, mpanemPaka 1 anempahana, fanempahana 1 miempaka, fiempaka, mpiempaka 1 iempahana, fiempahana. Ahitsio
Empahina
[admin]
: (empaka) mt,ih. (empaho) : Endahana, ovahana: Nempahin'ity hazo it? ny tongotro. Ahitsio
Empaempa
[admin]
: a, : Jer, Hempahempa. Ahitsio
Emonemona
[admin]
: n. : Fitoetra amin'ny toerana avo noho ny hafa ary somary mihataka. Ahitsio
Embona
[admin]
: a. : Fahatsiarovana a-min' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) no-ho ny fitiavana : Anisan'ny fihetseham-po mamelovelo so am-po ny embona ny tanindrazana. ¶ M.h, : Hanina. i : Voaembona 1 manembona, fanembona, mpanembona ) anembonana, fanembonana. Ahitsio
Emboka
[admin]
: Embok'akondro a. : Anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja mainty manopy ranombalahy, sisa mijanona ~ rehefa tapitra niforona daho-]o ny voit. Ahitsio
Emboka
[admin]
: a. : Ditin-kazo na ha-fa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka : Zavatra telo no natolotry ny Majy an'ilay zazakely : volamena, emboka manitra ary mira. - t.i.f. : Embohana, aemboka I manemboka, fanemboka, mpanemboka I anembohana, fanembohana. Ahitsio
Embohana
[admin]
: (emboka) mt,ih. (embohy) : Asiana setrok' emboka : Embohana ny otely. Ahitsio
Embana
[admin]
: a. : Endim-balala voatoto. * Ohab. : Maika haninona no mitsoka embana?! Enti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. Ahitsio
Elonelo
[admin]
: a. : Loha mavesabesatra s9 toa manafntafna na mararirary. - t.i.f. : Manelonelo, fanelonelo 1 aneloneloana, faneloneloana, Ahitsio
Eloana
[admin]
: (elo) mt.ih. (eloy) : A-lofana amin'ny elo : Eloy ny zazakely fa mahery izany hainandro izany. Ahitsio
Elo
[admin]
: a. : Zavatra vita amin'ny lamba ho aro amin'ny hainandro na ny ranonorana : Velaro haingana ny elo fa avy ny orana. / t.i. f. : Eloana, aelo 1 manan'elo, fanelo, mpanelo 1 aneloana, faneloana 1 mielo, fielo, mpielo / ieloana, fieloana 1 mahelo. - F,-p, : Elom-barauarana : lambam-baravarana. / Elo mena : elo natokana ho an' ny mpanjaka, ny zanak'andriana. / Elom-pandriana : lamba manarona ny farafara, mositikera. / Elon'aina : lamba misarin'elo misy tady izay idinana avy eny amin'ny fiaramanidina mitsingevaheva eny amin'ny habakabaka : Ireo mpidina amin'ny elon' aina. Ahitsio
Ely
[admin]
: ft. : Enti-milaza fiparitahana, fihahafana amin' nY toerana manodidina. - t.i.f. : Elezina, aely, voaely, tafaely 1 manely, fanely, mpanely 1 anelezana, fanelezana 1 miely, mpiely, fiely j ielezana,fielezana. Ahitsio