Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manonkona: (honkona) mt.p. (mana nkdna): Manisy honkona, na anjonjany ()ty bori bory itsofohan'ny zaran'antsy na zaram-pangady): Ma_ nonkona tehina. Ahitsio
Manonofy: Jar, Manofy. Ahitsio
Manonona: (tonona) mt. P. (manonona): Manambara amin'ny feo: Tsy haln'Isam. bilo ny manonona ny hoe: "tsa". • Milaza (anaran'olona): Azo fady. tompoko, fa nanonona ny anaranao aho, * Milaza (anarambola): Na. nonona telo aria() Rakoto tamin'ny uokatra, Ahitsio
Manonona: (onona) mt.p. (manonona): Manony, ma. naketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny ala. halo. Ahitsio
Manononkonona:(kononkono. na) rra. p, (manononkonona): Manafina any anaty akanjo, manakontakona, Ahitsio
Manonotra:(onotra) mt, p, (manonora na manonota): Manongotra volis. Ahitsio
Manonpotra: (ongotra) mt. p, (manongota): Manala hatramin'ny fakany: Nisy nanan_ gotra lahy ilay zanakazo namboleko! Ahitsio
Manonta:(tonta) mt, p, (ma. nontd): Maniera, 1 Manao printy: Manonta boky, ? Mampiditra anaty lasitra, manao (biriky): Mahay ma. nonta biriky tsara Rab e. - F,-p,: Manonta tany: enti-milaza ny fanaovana ny rindrin-trano amin'ny fotaka voadity. / Manonta uary: mampifanongoa ny amboaram-bary tsy mbola voavely. Ahitsio
Manontany:(ontany) mt, p, (mana ntania): Manao teny mila setriny na valiny: Ma. nontany anao aho ka ualio, * Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman'endriky ny tany ny mpampianatra, ? Maka ambavany, mamotopototra: Na- nontany ny voampanga ny mpamototra. Ahitsio
Manontolo: tontolo: Tapak' andro maninjitra aho nian_ dry anao tata foana. Ahitsio
Manontolo:(tontolo) p.t.: Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo - F, p,: Manontolo fo: entimilaza olona tsy azo ahodina, tsy azo ifonana fa rehefa izay dia izay. / Anio tontolo na manontolo andro: ny andro sy fotoana manomboka eo amin'izay itenenana ka mandra-paharivan'ny andro. ? M.h.: Bontolo, tsy mivaky, tsy nahafahana, tsy misy mipika. Ahitsio
Manontona:(tontona) mt, p. (manont?na): Mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana. Ahitsio
Manontona:a,: Karazan-javamaniry toy ny Ramilamina. Ahitsio
Manontsana:(ontsana) mt. p, (manontsana): Manakorian. drano ao anaty zavatra, manetsiketsika rano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Manontsdna uava isa-marai. na, Ahitsio
Manontsona:(hontsona) mt, p, (manonts?na): Manetsika, manozongozona: Iza no afaka hanontsona ity vato it9, Ahitsio
Manony: (tony) mt, p, (mono. ne): Manaketraka: Hain'i Kristy ny nanony ny tafio. driuotra, ? Mampionona: Ma. nony ny alahelon'ny manamanjb ny mpamangy. Ahitsio
Manopatopa:(topatopa): Mitovy amin'ny Mitopatopa. Ahitsio
Manopy:(topy) mt, p, (mano. pdza): Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso a. min-javatra. ? Manipy. - F,.p,: Manopy mena, ma. nopy mainty: somary mena, somary maints,. / ManoPY maizina: enti-milaza ny fotoana izay ahatsapana fa efa mihamaizina ny andro, kely sisa dia ho alina, Ahitsio
Manoraka:(toraka) mi, p, (ma. noraha): Manipy, mitoraka, * Mampitovy endrika amin' ny... Ahitsio
Manorana:(torana) mt, p.: Manao izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary; tsy mampandre maharary. Ahitsio