Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manorana:Morana p.t.: Misy orana, Ahitsio
Manorana:(orana) mt, p, (ma. nordna): Mamotsy, manadio (firava-bolamena na volafotsy), Ahitsio
Manoranorana:(oranorana) mt. P. (manoranordna): Mihinana mamosibosika, 1 Mahatonga fanaintainana, fanombotrombotana, Ahitsio
Manoratra:(soratra) mt. P. (manorata): Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mohay manoratra i Bakoly. 1 Ahitsio
Manorika:(tsoriha) mt, s.: Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan'ny zavatra iray: Nanoriha nanaraha ny takolany ny ranomasonY, Ahitsio
Manorina:(orina) mt, p. (manorena): Manangana, mam-Piioro: Manorina trano, ? h,o.: Manorina fikambanana, tokantrano. + Manatsatoka: Manorina famolaina. Ahitsio
Manorirana:(rirana) mt, s. (manorirdna): Mametraka na mipetraka na mandeha na mijery tsy manatrika fa misompirana: Betsaka ny olona teny an-tsena ka nanorirana mihitsy izahay uao afaka nande. ha. Ahitsio
Manorisory:(sory) mt, p. (ma. norisoria): Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mi. hitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany. + Manao fzay hahasosotra ny hafa: A tsaharo io fanaonao io fa ma. norisory ny mpampianatra, + Mampahory, mampijaly: Ta n. dremo ny manorisory ny zandrin'ialahy a! Ahitsio
Manoritra:(sorltra) mt, p, (manortta): Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany a. min'ny tady. / Manoritra vo-Io amin'ny fofy. Ahitsio
Manoro:(toro) mt, p, (mano. roa): Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana manhany an.tsena, ? Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon'ireo zaza ireo, Ahitsio
Manoro:(noro) mt, s.: Mann-me hafaliana, Ahitsio
Manorobona:(robona) mt, s,: Tsara faniry sy maitso ravi-na (fiteny fandre matetika amin'ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona). loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny t Ahitsio
Manoroka:(oroka) mt, p, (manoroha): Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pltlavana na fanajana olona iray. Ahitsio
Manorotoro:(torotoro) mt. P. (manorotoroa): Mamaky potipotika, manamontsana. Ahitsio
Manorotra:na Miorotra (orotra) mt. p, (manorosa na manorota): Manongotra mandriry amin'ny tanana, manapaka amin'ny antsy, ? M,h,: Manongotra, manombotra, manatsoaka, manala, mandrixy, manesotra. Ahitsio
Manory:(ory) mt, p,: Manorisory. Ahitsio
Manosaka:(tosaka) mt, p, (ma. nosaha): Mandraraka, mampitobaka,+ Manapaka. Ahitsio
Manosika:(tosika) mt. p, (ma. noseha): Mandronjina mba hivoaka amin'ny faritra iray na hamotraka: Aza manosi. ha ahy ianao fa teuam.be it9 akaikiko it9. 1 Mandroaka tsy ho anisan'ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan'ny tandna 1 Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro, Ahitsio
Manosina:(osina) mt, p. (ma. nosena): Manafotetaka, mandrakotra amin'ny fotaka, vovoka, loko, loto..., manavona, manatavona. Ahitsio
Manosoka:(sosoka) mt, p, (ma. nosoha): Manampy na manisy sosoka mba hitovy tantana tsara. Ahitsio