Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manovantovana:(tovana) mt, s,: Manitatra izaitsizy; manampy lainga ny zavatra marina, Ahitsio
Manovo:(tovo) mt, p, (mono. voza): Maka rano amin'ny zinga ao am-pantsakana na amin'ny renirano: Manovo rano amin'ny renirano izahay. 1 Mamindra rano tsikelikely ho amin'ny toerana hafa: Aza manovo rano a. min'ny sotronao ao anaty tsangambaua, fa ny sotro iombonana anovozana. * h, o,: Maka zavatra miandala. na ao anaty tahiry lehibe: Manovo hery ao amin'ny fivavahar.a izy, Ahitsio
Manovoka:(ovoka) mt, P. (rnanouoha): Manala, manesotra, manatsoaka; maniny mafy dia mafy, mandevilevy. Ahitsio
Manovona:(tovona) mt.p. (ma. novona): Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan'ny fototeny no fanaovana ma. toantenin'ny atao, toy ny hoe sondrotra ?asondrotra. Ahitsio
Manovotrovotra:(hovotra) mt, P. (manovotrovbta): Manozongozona, manontsonkontsona. Ahitsio
Manoy: p,t, (t, tr,): Mihetsika indray (aretl-nify), Ahitsio
Manoza:(oza) mt, p, (mono_ ad): Manasa (tarehy,.,). Ahitsio
Manozona:(ozona) mt, p, (manozbna): Maniry ratsy ny ha-fa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy, Ahitsio
Manozongozona:(hozona) mt. p, (manozongozona): Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery, + Mampihontsona, manaketraka: Tsy mi. sy afaka manozongozona ny fttokiako anao, + Mitady ha-ka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny, Ahitsio
Manta:p.t.: Enti-milaza zavatra tsy nandrahoina, tsy masaka: Misy, hono, olona mthinan-kena monta, 1 Mbola maitso, tsy matoy: Tsy fioty ny voankazo raha manta 1 Li. f : Manamanta, fana. manta, mpanamanta 1 ana. mantana, fanamantana / mahamanta 1 mantamanta 1 hamantana 1 hamanta 1 fahamantana. Ahitsio
Mantamanta:Tsy dia tena manta. / h,o,: Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta, 1 TsY nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Heuitra mantamanta, Ahitsio
Mantoanto:p.t.: Enti-milaza nahandro tsy tsara masaka: Mantoanto izany sakafo iza. ny, 1 Li. f.: Manamantoanto, ma. hamantoanto, Ahitsio
Mantra:(otra) mt. p, (mono. ra): Misafo sady mamoritra amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. Ahitsio
Mantsafofoka:p, mt,: Marary an-doha;jenjina,fanina, Ahitsio
Mantsaka:(tsaka) mt, p. (man. tsak?): Manovo rano eny andoharano na amin'ny lava. drano namboarina: Indreny ny tououauy mitanjozotra milqloha siny auy nantsaka tany atstinanan.tandna. Ahitsio
Mantsana:p.t. (t, ta): Tontolo mipaka, maninjitra: Telri taona mantsana. Ahitsio
Mantsana:p.t.: Kely mailaka sy kinga. i Li. f.: Mantsamantsana, Ahitsio
Mantsangaingy:p.t.: Miavosa: Antontam.bary mantsangain. gy. 1 h,i,: Enti-milaza asa betsaka mivangongo tsy vita. Ahitsio
Mantsasaka:(antsasaka) p.t.: Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo. Ahitsio
Mantsina:(hantsina) p.t.: Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan'atody vaky, ? Jer, Maimbo, Ahitsio