Teny nampidirina farany

Tinily
[admin]
: (tily) mt. ih. misy tsofoka in: Voatily, tilina, kendrena: Tsy sahy nandroso ny fahaualo notinilin'ny mpiambina. Ahitsio
Tinifitra
[admin]
: (tifitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatifitra, notifirina, nasiana amin'ny basy: Voa ilay uorona notinifitr' i dada. Ahitsio
Tinezitra
[admin]
: (tezitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voatezitra, notezerana, enti-milaza olona nahatezitra ka norahonana. Ahitsio
Tinevika
[admin]
: (teuika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatevika, notevehina, noloahana (sofina): Efa notinevika ue io zazauauy io? Ahitsio
Tinevy
[admin]
: (tevy) mt. ih. Misy tsofoka in: Voasa (enti-milaza tany vao), notevezina: Ala uao notineuy ity. ~ Lanilanina befahatany: Notineuiny tamin'ny hadalana ny uolany. Ahitsio
Tinevateva
[admin]
: (teuateua) mt. ih. misy tsofoka in: Voatevateva, voalikalika, notevatevaina: Notineuateuanao ny raiko. Ahitsio
Tinetika
[admin]
: (tetika) mt. ih. misy tsofoka in: Voatetika, notetehina: Hena efa notinetika asiana uidiny. ? Kasaina: I-ty trano ity no notinetiko houidina. Ahitsio
Tinety
[admin]
: (tety) mt, ih. misy tsofoka in: Voatety, notetezina, naleha na nodiavina novakivakina hatraiza hatraiza: Notinetiko iny uodiuona rehetra iny fa tsy hitako ilay ondry uery. Ahitsio
Tinery
[admin]
: (tery) mt. ih. misy tsofoka in: Voatery, noterena, noporetina, novozonana: Notinerin'ny polisy izy uao nilaza. Ahitsio
Tinentina
[admin]
: (tentina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatentina, tentenana, nasiana loko: Notinentina loko mena ny uarauarany. ? Alana baraka: Notinentiny uaua ratsy aho ka tsy manaiky. Ahitsio
Tinendry
[admin]
: (tendry) mt. ih. misy tsofoka in: Voatendry, notendrena, alefa: Notinendrin'ny fanjakana tany Maroantsetra izy. ? Kitfhina, ampanenoina raha zavamaneno misy tadiny no lazaina: Auereno kely ilay feonkira notinendrinao tao. Ahitsio
Tinehika
[admin]
: (tehika) mt, ih. misy tsofoka in.' Voatehika, tehefana, voakasika: Zara raha notinehiko ilay uoankazo fa avo loatra. Ahitsio
Tinehaka
[admin]
: (tehaka) mt, ih, misy tsofoka in: Voatehaka, notehafina: Notinehaky ny mpijery aoka izany ireo mpilalao. Ahitsio
Tinazona
[admin]
: (tazona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatazona, notazonina. Ahitsio
Tinatatra
[admin]
: (tatatra) mt. ih, misy tsofoka in: Nasiana tatatra, notatarana, novakina: Lakandrano uao notinatatra io. Ahitsio
Tinataka
[admin]
: (tataka) mt. ih, misy tsofoka in: Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy am-bauahady ny akanjoko. Ahitsio
Tinapaka
[admin]
: (tapaka) mt. ih, misy tsofoka in: Voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fiuoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana. Ahitsio
Tinampona
[admin]
: (tampona) mt. ih, misy tsofoka in: Voajery, jerena avy eny ambony: Notinampony ny lohasaha manodidina ka variana izy. Ahitsio
Tinampoka
[admin]
: (tampoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voatampoka, notampohina: Notinampok'i Rainy Ikoto ka tsy nahateny. Ahitsio
Tinampina
[admin]
: (tampina) mt. ih. misy tsofoka in: Voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ue ilay lava-boalauo atsy? Ahitsio