Teny nampidirina farany

Traboka
[admin]
: ft. niavian'ny hoe: Matraboka: Matsatso, tsy misy tsirony: Rano matraboka. Ahitsio
Trabarana
[admin]
: mt. ih.: Jar. Trabahana. Ahitsio
Trabaka
[admin]
: a.: Fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo na zavatra malemy ha-fa; fanindronana higorobaka. - t.i.f.: Trabahana, trabarana, atrabaka, voatrabaka, tafatrabaka / manatrabaka, fanatrabaka, mpanatrabaka / anatrabahana, fanatrabahana, fanatrabarana / mitrabaka, fitrabaka / itrabahana / mahatrabaka / trabatrabaka. Ahitsio
Trabahana
[admin]
: na Trabarana (trabaka) mt. (trabaho, trabaro): Trobahana, tsfndronina higorobaka. Ahitsio
Traba
[admin]
: p. t.: Mamo, doroka. Ahitsio
Tozozotra
[admin]
: a.: Fandehanana mizotra betsaka mffanao aloha sy aoriana, mitovy amin' ny "Tanjozotra". Ahitsio
Tozoina
[admin]
: (tozo) mt. ih. (tozoy): Tohizina miadana tsy mety kivy: Tozoy ny asanao na dia sarotra aza. Ahitsio
Tozo
[admin]
: a.: Faharetana amin'ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany. - t.i.f.: Tozoina, voatozo, tinozo, tafatozo J mitozo, fitozo, mpitozo / itozoana, fitozoana / mahatozo / tozotozo. Ahitsio
Tozana
[admin]
: a: Mitovy amin'ny hoe "Tovana". Ahitsio
Tovozina
[admin]
: (touo) mt. ih. (tovozy): (rano) Alaina tsikelikely ka afindra avy ao am-pantsakana ho ao anaty siny: Tovozy amin'ny zinga ny rano. Ahitsio
Tovovavy
[admin]
: a.: Vehivavy tsy mbola manambady, nefs ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin'izay ny tououavy rehetra mitady zaza dia efa miuory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) Ahitsio
Tovotsandry
[admin]
: a.: Halavan-drefy miala amin'ny ankibe ka miafara amin'ny vavahehka: Ny halauan'ny touotsandry dia mitovy amin'ny telon-jehy. Ahitsio
Tovotra
[admin]
: p. t.: Mitovy halava amin'ny...: Tovotra olona ny halavany, / Tovotra ny ahy ny tehinao. - t.i.f.: Mahatovotra. Ahitsio
Tovonana
[admin]
: (tovona) mt. ih, (touony): Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa ira loatra. Ahitsio
Tovona
[admin]
: a.: Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy. + Kian-teny kely fanao eo alohan'ny fototeny: Ny touona "man" dia matetika midika hoe manao. - t.i.f.: Tovonana, atovona, voatovona / manovona, fanovona, mpanovona / anovonana, fanovonana / mitovona, fitovona / mahatovona / tovontovona. ΒΆ M.h. na misy hevitra ifandraisany: Tovona, tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda. Ahitsio
Tovolahy
[admin]
: a.: Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara- pif or onan 'ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia. Ahitsio
Tovo
[admin]
: a.: Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana ha-fa. - t.i.f.: Tovozina, atovo, voatovo, tinovo / manovo, fanovo, mpanovo / anovozana, fanovozana / mahatovo. Ahitsio
Tovo
[admin]
: p.t.: Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin'ny teny hoe lahy na eau y: (touolahy, tovouauy, jar. ireo teny ireo). - t.i.f: Mitovo, fitovo, mpitovo / itovoana, fitovoana / mahatovo. - F.-p.: Tovom-bositra: omby vositra mbola tanora. / Tovon'antitra: ilazana ny olona miditra eo amin'ny fahalehibeazana ara-taona, nefa mbola mavitribitrika, / Tovon-dahiny: enti-milaza ny tovolahy miandoha ho olon-dehibe. / Touon-jaza: ny zaza mitehina eo amin' ny hatanorana. f Tovon'olona: zatovo lahy na vavy. f Tokan-touo: hazo mitsoroaka lava tsy misy sampantsampana hafa. ,t Ohab.: Mpitovo mananatra ny manana: enti-milaza ny tanora tia manorotoro hevitra, ka izy tsy mbola nitondra tokantrano indray no mba mananatranatra ny efa manambady. Ahitsio
Tovina
[admin]
: (to) mt. ih. (tovy): Tanterahina: Tous, ny tenindray aman-dreninao, anaka. Ahitsio
Tovy
[admin]
: ft.: Fifanahaka, fifandraika. - t.i.f.: Mitovy, fitovy / itoviana, fitoviana 1 mampitovy f ampitovina f ampitoviana, fampitoviana. Ahitsio