Teny nampidirina farany

Tavanina
[admin]
: (tavana) mt. ih, (tauano): Ifaliana, ihinjakfnjahana. • Hosilrosena. • Anaranam-po (hanina na sakafo). Ahitsio
Tavana
[admin]
: a.: Kotaba, fihinjakinjahana, fihetsehana noho ny hafaliana. 1 Fanaranam-po amin'ny hanina. - t.i.f•: Tavanina, atavana, voatavana, tafatavana / mitavana, fitavana, mpitavana f itavanana, fitavanana. Ahitsio
Tava
[admin]
: a.: Ny faritra eo anoloana amin'ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tauany. - F.-p.: Tavan'andro: entimilaza ny andro anio itenenana: Aza ariana am?ri'ny ta-van 'andro ity sakaizanao, na koa hoe "ny andro iray" Tsy nahauonjy ahy ianao, hoy ny Tompo, tamin'ny tavan'andro. / Touat; 'arosy: enti-milaza olona.ratsy tarehy. f Toua miltatrar teny famazivaziana enti-milaza ny sola anoloana. Ahitsio
Tatsinanana
[admin]
:(atsinanana) a,: Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. — Raha ilazana ny fizaran'ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin'ny i]an'ny tany heverina fa iposahan'ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra. Ahitsio
Tatsimo
[admin]
: (atsimo) a.: Olona na foko avy any amin'ny faritra atsimo. Ahitsio
Tato
[admin]
: p. mt.: Endriky ny p. mt. "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina anriny dia olona na zavatra nisy tao amin'ny toerana iray misY ny tena nefs tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. - F.-p.: Tato ho ato: Entimilaza fotoana vao haingankaingana: Nisy tsaho niely tato ho ato fa hitokona tsy hiasa, hono, ny mpiasa a - m in'n y... Ahitsio
Tatitra
[admin]
: a.: Fitondrana na fitaomana tsikelikely imbetsaka. ? Filazana voafintina ny dinika na fivoriana natao. - t.i.f.: Taterina, voatatitra / mitatitra, fitatitra, mpitatitra / itaterana, fitaterana f mahatatitra. - F.-p.: Tati-bolana: fitondrana teny any amin'ny lehibe (na ray aman-dreny na mpampiasa...) momba ny zavatra tsy tsara nataon'ny ha-fa tany an-katakonana mba hamelezana azy. Ahitsio
Taty
[admin]
: ( p. mt.: Endriky ny p. mt. "Aty" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin'ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala taty Madagasikara taloha. Ahitsio
Tatezana
[admin]
: a.: Fihasimban'ny hoe Tetezana. Ahitsio
Taterina
[admin]
: (tatitra) mt. ih, (tata-ro): Taomina, entina imbetsaka miverimberina: Tatero ireto hazo ireto rahariva. Ahitsio
Tatavoka
[admin]
: a.: Fahapotrahana, fianjerana mitsotra mivalandotra( jar. Tatafoka). - t.i.f.: Atatavoka, voatatavoka, tafatatavoka / manatatavoka, fanatatavoka, mpanatatavoka f anatatavohana, fanatatavohana / mitatavoka, fitatavoka, mpitatavoka. Ahitsio
Tatavia
[admin]
: a.: Kitapo fitobian' ny fivalanan-drano. - F.-p.: Tatavian-kena: tatavian'ny omby izay ataon' ny ankizy baolina rehefa avy bontsininy amin'ny rivotra. Ahitsio
Tatatra
[admin]
: a.: Lakandrano kely nohadina mba handehanan' ny rano. - t.i.f : Tatarana, atatatra, voatatatra, tinatatra / manatatra, fanatatra, mpanatatra f anatarana, fanatarana / mitatatra, fitatatra, mpitatatra / itatarana, fitatarana / mahatatatra. * F.-p.: Maharo vody tatatra: mahay mitana ny lova navelan'ny Razana. Ahitsio
Tatatata
[admin]
: a.: Feo mafy re miverimberina, toy ny an'ny basy mitefotefoka, ny langorony velesina. - t.i.f.: Mitatatata, fitatatata, mpitatatata / itatatatana, fitatatatana. Ahitsio
Tataroana
[admin]
: Tataroina (tataro) mt. ih. (tataroy): Asiana ta-taro na taro marin-tampona. Ahitsio
Tataro
[admin]
: a.: Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny. ? Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no ni-tondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin'ny fiuauahana mandeha. - t.i.f.: Tataroana na tataroina, atataro, voatataxo / manatataro, fanatataro, mpanatataro / anatataroana, fanatataroana f mitataro, fitataro f mahatataro. * F.-p,: Tataro be miefidamba: ilazana ireo maty izay mivalampatra mitovy tantana ao ambany rangolahy saratsarahin'ny lambamenany avy. Ahitsio
Tataro
[admin]
: (Btm) a.: Anaram-borona. Ahitsio
Tatarana
[admin]
: (tatatra) mt. ih. (ta-taro): Asiana tatatra: Ta-taro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano. ? Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' Io lehilahy to vola be aho (mt. pdr.). Ahitsio
Tataovina
[admin]
: (tatao) mt. ih. (tataovy): Asiana na ametrahana zavatra eo amboniny. Ahitsio
Tatao
[admin]
: o.: Izay rehetra toa mandondona eo ambony Ioha, toy ilay hazo eo ambonin'ny tolana atao hoe: "tataombaravarana", 1 Vola ambonin'izay efa raikitra: Mbola nasiana tataony indray ny hetra, ka nimenomenona ny uahoaka. 1 Vary amin-dronono tondrahan-tantely izay nololohavina kely aloha vao nohanina tamin'ny firariana amin'ny andro fandroana. - t.i.f.: Tataovina, atatao, voatatao, tafatatao / manatatao, fanatatao, mpanatatao f anatataovana, fanatataovana f mitatao, fitatao, mpitatao / itataovana, fitataovana f mahatatao. * Tataon-karama: fanampin-karama raisina. Ahitsio