Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanasendaka: (sendaka) a Fomba antlna manaeendaka, manendaka hoditra, lamba. Ahitsio
Fanaserana: (serana) a.: Fomba entina manaserana, mampandalo haingana eo anoloana. Ahitsio
Fanaseranana: (serana)a: Fampandalovana haingana eo anoloana. Ahitsio
Fanaserasarana: (serasera) a. Fanevahevana afo eo akaikin'ny zavatra tiana hohafanaina. Ahitsio
Fanasidiondiona: (sidiondiona) a : Fomba entina manasidiondiona, mampivezivezy (olon) atsY sy ar?, Ahitsio
Fanasidiondionana: (sidiondiona) a : Fampivezivezena (olona) atsY sy ar? mba handositra adidy, hibolidy amin' ny raharaha. Ahitsio
Fanasikina: (sikina) ci. : Fomba entina manasikina. mampanao sikina. Ahitsio
Fanasikinana: (sikina) a. : Fampanaovana sildna. Ahitsio
Fanasilarana: (silatra) a : Fanendahana sombiny kely. Ahitsio
Fanasilatra: (silatra) a. : Fomba entina manasilatra, manendaka sombiny kely. Ahitsio
Fanasina: (hasina) a, : Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana : Toy izao no fanasina Andria-na. • p.t. : Azo hasinina, mendrika hohasinina : Ny mpanjaka ihany no fanasina. Ahitsio
Fanasina: (hasina) a : Fomba entina manasina, mamoly, manady. ~ p.t. : Azo ahasina : Fanasina na landihazo. 1 a.: Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy : Toy izao no fanasina ny zozo voky loatra. *p.& : Azo akivilivily, azo rotsirotsina. Ahitsio
Fanasina: (hasina) a. : Sira : lanareo no fanasin'ny tany, hoy i Kristy tamin'ny mpianony. Ahitsio
Fanasinana: (hasina) a. : Fanolorana hasina. 1 Fankivilivflizana, fandrotsirotsian. Ahitsio
Fanasitiliana: (sitily) a, : Fampanjariana ho rano, amin'ny alalan'ny lalambika, ny etona avy amin'ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa. Ahitsio
Fanasitily: (sitily) a. : Fomba entina manasitilY, mitanika zavatra hakana ilon'io zavatra io amin'ny endriky ny ranomason-takotra. Ahitsio
Fanasitrana: (sitrana) a. : Fomba entina manasitrana. 1 P. t. : Azo sitranina. Ahitsio
Fanasitranana: (sitrana) a. : Fanafahanaamin'ny aretina. Ahitsio
Fanasivana: (sivana) a. : Fomba entina manasivana, manintsana, manatantavana. Ahitsio
Fanasivanana: (sivano) a.: Fampandalovana amin'ny sivana, fanintsanana, fanatantavanana. Ahitsio