Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanasoahana: (soaka) a.: Fanoloana. Ahitsio
Fanasoaka: (soaka) a. : Fomba entina mansoaka, manolo. Ahitsio
Fanasobilabilahana: (so bila bila-ka) a. : Fandroridroritana, fisintonana atsY sy ary`. Ahitsio
Fanasobilabilaka: (so bilabilaka) a. : Fomba entina manasobilabilaka, manintona atsY sy ar?, Ahitsio
Fanasobilahana: (sobilaka) a. Fampivaonana, fanaovana izay hahasobilaka, hahatailana. Ahitsio
Fanasobilaka: (sobilaka) a Fomba entina manasobilaka, mampivaona, mahatailana. Ahitsio
Fanasobilarana: (sobilatra) a. Fanasompiranana. Ahitsio
Fanasobilatra: (sobilatra) a. Fomba entina manasobilatra, manasomPirana. Ahitsio
Fanasohaso: (hasohaso) a. Fomba entina manasohaso. ? p.t.: Azo na tokony hohasohasoina. Ahitsio
Fanasohasoana: (hasohaso) o. Fandokadokafana izaitsizy misY eso kely na ombam-piandrandrana soa avy amin' ilay dokafana. Ahitsio
Fanasoka: (soka) a. : Fomba entina manasoka, mandroboka ao anaty rano. 1 p.t : Azo asoka. Ahitsio
Fanasokana: (soka) a. : Fanatsobohana, fandroboban olona na zavatra ao anaty rano. Ahitsio
Fanasokera: (sokera) a. : Foinba entina manasokera, manodidina avy amin'ny lafiny roa na mihoatra. Ahitsio
Fanasokerana: (sokera) a. : Fanodidinana avy eo amin'ny lafiny roa na mihoatra. Ahitsio
Fanasoketrahana: (soketraka) a : Farnpipetrahana milamina sy miadana tsara, fanatsivetrahana. Ahitsio
Fanasoketraka: (soketraka) a. Fomba entina manasoketraka, manatsivetraka, mampipetraka milamina sy miadana tsara. Ahitsio
Fanasola: (sola) a. : Fomba entina manasola. Ahitsio
Fanasolafahana: (solafaka) a.: Fampibolisaran, fandidiana na fanombinana kely amin' ny fomba misompirana. Ahitsio
Fanasolafaka: (solafaka) a. Fomba entina manasolafaka, mampibolisatra; mandidy na manombina kely amin'nY fomba sompirana. Ahitsio
Fanasolampiana: (solampy) a Fanaovana izay hahatonga solampy. Ahitsio