Teny nampidirina farany

Rampy
[admin]
: a.: Jar. Ramby. Ahitsio
Rampaina
[admin]
: (rampa) mt. ih. (rampao): Bangaina, alana. Ahitsio
Rampa
[admin]
: p.t.: Banga, afaka niala (nify na hohon-tongotra sendra tafintohina): Potraka Rakoto ka rampa daholo ny nifiny ambony rehetra - t.i.f.: Rampaina, voarampa j mandrampa, fandrampa. mpandrampa j andrampana, fandrampana 1 maharampa. Ahitsio
Ramondramonina
[admin]
: Aramondramona (ramondramona) mt. ih. (ramondramony, aramondramony): Tsakoina eo am-pingonongononana. Ahitsio
Ramondramona
[admin]
: a.: Fitsako mingonongonona mierona toy ny alika na ny saka. - t.i.f.: Ramondramor2lna, aramondramona, tafaramondramonal miramondramona, firamondramona, mpiramondramona I iramondramonana, firamondramonana. Ahitsio
Ramole
[admin]
: (fr. mulet) a,: Biby sahala amin'ny soavaly, avy amin'ny fampiarahana ny ampondra lahy sy ny soavaly vavy (fiteny koa ny hoe Mole). Ahitsio
Ramofaritra
[admin]
: a.: Karazan'ahitra. (Limnophila terenioides) Ahitsio
Ramitambina
[admin]
: a.: Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin'ny angavodiana. (Loranthus) Ahitsio
Ramirondra
[admin]
: a.: Anaran-javamaniry eny amin'ny vatan' ny namany no aniriany. (Phipsalis cassytha) Ahitsio
Ramiretaka
[admin]
: a.: Aretina mpahazo ny kisoa, izay mahatonga azy halemy, hiretaka tsy mahajoro ary dia mahafaty azy. Ahitsio
Ramirebaka
[admin]
: a.: Anaram-bosotra omena ny anantsonga no-ho izy mahabe rivotra. Ahitsio
Ramiraja
[admin]
: (angl. ramrod) a,: Faritso-basy. Ahitsio
Ramimendo
[admin]
: a.: Anaran-kazo. Ahitsio
Ramilamina
[admin]
: a.: Anaran-javamaniry fahita mitsinkafona eny ambony rano, fanao fanafody. Ahitsio
Ramilaheloka
[admin]
: a.: Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala. Ahitsio
Ramijaingy
[admin]
: a.: Karazam-balala. Ahitsio
Ramifaritra
[admin]
: a.: Zavamaniry misy raviny mena misisina fotsy. Ahitsio
Ramiavona
[admin]
: a.: Hazo eny amin' ny vatan'ny namany no aniriany (fiteny koa ny hoe hazomiavona). Ahitsio
Ramiary
[admin]
: a.: Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin'ny tany mando. (Datura stramonium) Ahitsio
Ramianoka
[admin]
: a.: Anaran'ahitra lehibe fahita eny an-tanimbary (Aeschynomene indica). Ahitsio