Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manondrolanitra: a.: Zavamaniry manondro ambony rehefa voakasika, sady mihorongorona, Ahitsio
Manondrotra: (sondrotra) mt, p, (manondrota): Mampakatra na manainga ho ambony, amin'ny hevitra arabakiteny na an'ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin'ny ririnina ho auy, / NY fanjaka_ na no nanondrotra azy ho amin'izany toerana izany, Ahitsio
Manonga: (fit.-p.) mt,: Miakatra, Ahitsio
Manonga: (onga) mt, p, (ma-none): Mamoritra, manainga kely nY ilany, Ahitsio
Manongaka: (ongaka) mt. P. (manongaha): Manesotra, mifaoka, mitondra (zavatra maro): Riuotra ue no nanon. gaka ny tafontranonareo? Ahitsio
Manongalika: Mitovy amin'ny Mandohalika, Ahitsio
Manongana: (ongana) mf, P. (manongdna): Maniera zavatra ka ny lohany no atao am. bany: Iza no nanongana ity sariuongana ity? ¶ M.h.: Mamotitra, manohoka, mampifamadika, manatsingoloka, manatsontsorika, manatotongana, ? h,o,: Manesotra olona amin'ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha, Ahitsio
Manongika: Manatongika (ton. gika) mt, p,: Mampitohito. hy, mamoritra, mitohy: Manongika ualala. • Mandrisika hanao ratsy, Ahitsio
Manongilana: (tongilana) mt. P. (manongilàna): Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny, • Manondrika: Manon. gltana ny loha, - F.-p,: Manongilan-tsofina: mihaino tsara, mampandry sofina. Ahitsio
Manongo: (tsongo) mt. p, (ma. nongda): Manery amin'ny hohon-tanana roa: Manongo an,jandriny foana io xaza io, Ahitsio
Manongoa: (tongoa) mt.p. (ma_ nongoaua): Manavosa, manavovona, mampifanongoa: Ma. nongoaua vato eto amin'ity toerana it9, Ahitsio
Manongona: (songona) mt, p, (manongbna): Mihoatra ny hafa mifaninana amin'ny te-na: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny uoalo. hany, • Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran'olona ho an'ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana, 1 Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom.barotra. Ahitsio
Manongonongona: (ongonon. gona) mt. p, (manongonon. gdna): Mampiavosa tany. ? Mampitandrina rahateo. Ahitsio
Manongotra: (tongotra) mt, p. (manongora): Mandray amin'ny tongotra. Ahitsio
Manonitony: (tonitony) mt, p,: Mikapoka malemilemy na moramora, 1 Manavokavoka, mandarodaroka, Ahitsio
Manonitra: (onitra) mt.p. (ma. nonera): Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy, •Manolo,manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony *Main. pifandanja ny azo amin'ny very: Soa ihany fa nanoni. tra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko an. droany. • Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho. Ahitsio
Manonja: (onja) mt, s, (manon Misy onja; misamboaravoaran'ny onja: Nanonja ny ranomasina androany, Ahitsio
Manonjaka: (onjaka) mt, p, (manory'aha): Mively, mikapoka, amin'nY langllangy, Ahitsio
Manonjina: (onjina) mt, P. (manonjena): Mampiraika, mampirôna ny ioha, ny vatana,,, Ahitsio
Manonjona: (tonjona) mt, p, (manory'ona): Mambata, manentana, manainga, Ahitsio