Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manakana: (sakana) mt.p. (manakàna): Mibahana, tsy ma mela handeha nahiditra:Manakana olona 1 Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana ~ Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadian y. Ahitsio
Manakanga: (akanga) mt.p.: Mampianatra ho fetsifetsy. Ahitsio
Manakanjo: (akanjo) mt.p.: Ma-nome akanjo: Ramatoa Rasoa no nanakanjo io fianakauiana mahantra io. Ahitsio
Manakantsana: (kantsana) rat. p. (manakantsàna): Manapaka tanteraka amin'ny antsy maranitra. Ahitsio
Manakaona: (akaona) mt.p. (manakaonà): Mampifanatona, mampiady tsara: Manakaona rafitra Ahitsio
Manakarainkona: (karainkona) mt. p.: Mampivonkina na mampiketrona tampoka: Manakarainkona ny hozatra ny hatsiaka ¶ M.h.: Mampikarainkona, manakainkona, mampionkina, mampivonkina Ahitsio
Manakarama: (karama) mt.p. (manakaramà): Maka olona hanao asa ho an'ny tena ka omena vola izy amin'izany: Iza no manakarama anareo telo lahy? ¶ M.h.: Manarama. Ahitsio
Manakararàna: (kararana) mt p.: Mampidina rano mba hampiboika azy mifantsitsitra. Ahitsio
Manakarenjy: (karenjy) mt p. (manakarenje): Manenjika. ? Mamaia ny biby (omby, on-dry) hifalihavanja, hihenjy. Ahitsio
Manakasoka: (kasoka) mt.p. (manakasoha): Mampikasika, misafo. Ahitsio
Manakatona: (katona) mt.p. (manaka tàna) : Mandrin dxina, manao izay hiadian'ny lelavaravarana amin'ny batana ka tsy mivoha izy amin'izay: Ndeha hanakatona ny uarauarankely indrindra aho no nahita azy nandositra ¶ M. h.: Mandrin drina. Ahitsio
Manakatra: (takatra) mt.p. (manakàra): Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary. ~ h.o.: Tsy afaka hanakatra izany ny sainao. Ahitsio
Manakatraka: (katraka) mt.p. (manakatraha): Mampikepoka amin'ny famelezana. Ahitsio
Manakdtra: (kotra) rnt.p. (manakotrà): Man dany tsiro ny tany; mandevona, manimba. Ahitsio
Manakebona: (kebona) mt. p.: Manetsiketsika (rano). ? Mamoky, mihatsy. ~ Maka trondro amin'ny fikapohana ny rano. Ahitsio
Manakelika: (elika) mt s.: Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady it? voasary it?./Tsy mbola manakelika ihany ny akondro er? am-pantsakana Ahitsio
Manakely: (kely) mt.p. (manakeleza): Mahatonga kelikely kokoa: Manakely akanjo. ~ Mampihena: Tsy mety ny manakely ny hadisoana Ahitsio
Manakema: (kema) mt.p.: Manisy demba. Ahitsio
Manaketraka: (ketraka) mt.p. (manaketraha): Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka fty kofehy it? toy izao? 1 Mampitony, m anale f aka: Manaketraka ny hozatra it? fanafody ity. (• Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony. ? Mahakivy, maharera-Po, mamP?aviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana Ahitsio
Manaketrona: (ketrona) mt. P. (manaketrbna): Manisy ketrona, manisy lef?avina: Manaketronalobaka Ahitsio