Fanamandinana | : | a. : Fanaovana izay hahamandina, hahatonga mandina, mihilotrilotra.
Ahitsio |
Fanamanga | : | (manga) a. : Fomba entina manamanga, mahatonga manga.
Ahitsio |
Fanamangana | : | (manga) a : Fanaovana izay hahatonga manga.
Ahitsio |
Fanamanganana | : | (mangana)a.: Fanaovana izay hahatonga mangana.
Ahitsio |
Fanamanja | : | (manja) a. : Fomba enti-manamanja, mahatonga mania.
Ahitsio |
Fanamanjana | : | (mania) a. : Fanaovana izay hahamanja; fanosoran-doko mania.
Ahitsio |
Fanamanta | : | (manta) a. : Fomba enti-manamanta, tsY manao tsara fahandro.
Ahitsio |
Fanamantana | : | (manta) a. : Tsy fanaovana tsara fahandro.
Ahitsio |
Fanamaonjana | : | (maonjana) a. : Fomba entina manamaonjana, mahatonga maonjana (kely fa mavesa-danja).
Ahitsio |
Fanamaonjanana | : | (maonjona) a : Fanaovana izay hampahavesatra.
Ahitsio |
Fanamarana | : | (hamatra) a. : Fanaratoana, fifehezana taolana tapaka,
Ahitsio |
Fanamaro | : | (maro) a, : Fomba entina manamaro.
Ahitsio |
Fanamaroana | : | (maro) a : Fanaovana izay hahamaro.
Ahitsio |
Fanamasahana | : | (masaka) a. : Fanaovana izay hahamasaka, fanotrehana. 1 Fandinihana lalina : Ilana fanarnasahana izany hevitrao izany.
Ahitsio |
Fanamasaka | : | (masaka) a. : Fomba entina manamasaka, mahatonga ho masaka.
Ahitsio |
Fanamasina | : | (masina) a. : Fomba entina manamasina. e P. t. : Azo hamasinina.
Ahitsio |
Fanamasinana | : | Fankamasinana (masina) o. : Fanaovana fombam-pivavahana mba hahatonga ho masina; fanajana, fitsaohana.
Ahitsio |
Fanamatra | : | (hamatra) a : Fomba fanaratoana, fanasiana harato. ? p.t. : Azo asiana harato.
Ahitsio |
Fanamatrohana | : | (matroka) a. : Fanaovana izay tsy hampahamiratra, hahavasoka.
Ahitsio |
Fanamatroka | : | (matroka) a. : Fomba entina manamatroka mahavasoka.
Ahitsio |