Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanamailahana: (mailaka) a. : FanaƓvana izay hahatonga mailaka, kinga. Ahitsio
Fanamailaka: (mailaka) a. : Fomba entina manamailaka, mahatonga mailaka. Ahitsio
Fanamaimbo: (maimbo) a. : Fomba entina manamaimbo, manome fofona ratsy. Ahitsio
Fanamaimboana: (maimbo) a. : Fanaovana izay hahatonga maimbo; fanalam -baraka. Ahitsio
Fanamaina: (maina) a : Fomba entina manamaina, mahatonga ho maina. Ahitsio
Fanamainan-tsoratra: a. : Karazan-taratasy mifo-drano anamainana ny soratra vao avy nosoratana tamin'ny ranomainty. Ahitsio
Fanamainana: (maina) a : Fanaovana izay hahamaina. Ahitsio
Fanamaintisana: (mainty) a. : Fanaovana izay hahatonga mainty, fandokoana mainty. Ahitsio
Fanamainty: (mainty) a.: Fomba entina manamaintY, mahatonga mainty. Ahitsio
Fanamaitso: (maitso) a. : Fomba entina manamaitso, mahatonga maitso. Ahitsio
Fanamaitsoana: (maitso) a. : Fanaovana izay hahatonga maitso, fandokoana maitso. Ahitsio
Fanamaivana: (maivana) a. : Fomba entina manamaivana, mahatonga ho maivana. Ahitsio
Fanamaivanana: (maivana) a. : Fanaovana izay hahamaivana; fanaketrahana, fampitoniana ; fampiononana. Ahitsio
Fanamaivohana: (aivoka) a. : Fitotoana vary indray mandeha manala ny ampombo mahery fotsiny. Ahitsio
Fanamaivoka: (aivoka) a. : Fomba entina manamaivoka, mitoto vary voalohany hanala ny ampombo mahery. Ahitsio
Fanamamiana: (hamy) a. : Fanomezana tsirony zavatra. Ahitsio
Fanamamo: (mamo) a. : Fomba entina manamamo, mahatonga mamo. Ahitsio
Fanamamoana: (mamo) a. : Fanaovana izay hahatonga tofoka, hahatonga mamo. Ahitsio
Fanamamy: (hamy) a. : Fomba entina manome tsiro. ~ p. t. : Azo omena tsiro. Ahitsio
Fanamandina: o. : Fomba entina manamandina, mahatonga mandina, mihilotrilotra. Ahitsio