Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanamondra: (mondra) a: Fomba entina manamondra, mandany tsiro ny tany. Ahitsio
Fanamondrana: (mondra) a, : Fandaniana tsiro ny tany, fanaovana izay hahalany tsiro ny tany. Ahitsio
Fanamondriana: (mondry) a. : Fanapahana, fanaboriana ny rantsantanana. Ahitsio
Fanamondry: (mondry) a Fomba entina manamondry, manapaka na mambory ny rantsantanana. Ahitsio
Fanamonga: (monga) a, : Fomba entina manamonga, mana-Paka tandroka na tanna na tongotra. Ahitsio
Fanamongana: (monga) a, : Fanapahana tandroka, tanana, tongotra. Ahitsio
Fanamongo: (mongo) a. : Fomba entina manamongo, manorotoro, manamontsam ontsana. Ahitsio
Fanamongoana: (mongo) a. : Fanorotoroana, fanamontsamontsanana. Ahitsio
Fanamontsana: (montaana) a : Fomba entina manamontsana, manorotoro. ~ p.t. : Azo montsanina. Ahitsio
Fanamontsanana: (montsana) a. : Fanamongomongoana, fanorotoroana. Ahitsio
Fanamora: (mora) a : Fomba entina manamora. Ahitsio
Fanamorana: (mora) a. : Fanaovana izay hahamora, fampihenana vidy, fampitonena. Ahitsio
Fanamoriana: (hamory) o. : Fitanana ny familiana. Ahitsio
Fanamorona: (morona) a. : Fomba entina manamorona, manakaiky ny morona. Ahitsio
Fanamoronana: (morona) a. : Fankanesana eo an-tsisina, fanakekezana eo amorona. Ahitsio
Fanamory: (hamory) a. : Fomba entina manamory, mamily, ~ Ny fivoy mamily ny lakana.1 Familian-tsambo. Ahitsio
Fanamosaka: Fanaposahana (posaka) a. : Fampisehoana, fanambarana. Ahitsio
Fanamotahana: (fotaka) a.: Fanorotoroana, fanaovana izay hampahalemy mohaka. Ahitsio
Fanamotaka: (fotaka) a : Fomba entina manamotaka, manorotoro. Ahitsio
Fanamotehana: (motika) a. Fanapotehana, fandrovitana madinika. Ahitsio