Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanangy: (tangy) a. : Fomba entina manangy na manome vola vehivavy alaina. Ahitsio
Fananihaniana: (hanihany) a. : Famazivaziana tsy am-panajana, fanesoesoana, fanarabiana. Ahitsio
Fananihany: (hanihany)p.t:0-lona azo hanihanina, vazivazina; fomba famazivaziana. Ahitsio
Fananimpitoloha: a. : Fananina izay voalaza fa fito ny Iohany. Ahitsio
Fanankinana: (anhina) a. : Zavatra atao tohan'ny zavatra hafa iray : Ny rindrina mazàna rio fanankinana ny sahafa. * Olona ananana fitokiana na ametrahana fikarakarana olona...: Olona mahatoky tahaka azy no fanankinanay ny ankizy rehefa tsy etolzahay. Ahitsio
Fananontanona: (tanontanona) a. : Fomban'ny zavatra mananontanona, manatona mampatahotra, mitatao efa mby hamely : Tsy hay lazaina ny tahony tamin'ny fananofltanon'ilay zavatra nihatra tommy. Ahitsio
Fanantana: a. : Hazo fisaka marani-bava ohatra ny lelantsy, izay andonana ny kofehy fahantenona roba hampikitroka tsara ny mason-tenona. Ankamantatra : Mivelatra ilay Malemy ka midoboka Raotozofy (ny tenon sy ny fanantan), Ahitsio
Fanantarana: (santatra) a. : Fanaovana na fihinanana zavatra vao voalohany, Ahitsio
Fanantatra: (san tatra) a. : Fomba entina manantatra, izany hoe mihinana na manao zavatra vao voalohany. Ahitsio
Fanantazana: (tanty) a. : Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony a Fanantaz ana rakitra. ? Fandraisana zavatra amin'ny tanana velarina. Ahitsio
Fanantona: (hantona) a.:Fomba fanakiraviravezana. ? pst.: Azo ahantona. Ahitsio
Fanantonana: (hantona) a:Fanakiraviravezana, fanakirazoraz oana. Ahitsio
Fanantsihana: (hantsika) a. : Famoretana ho tahaka ny andohalambo, famokohana. Ahitsio
Fanantsika: (hantaika) a.: Fomba entina manantsika, mamokoka, mamoritra ho tahaka ny andohalambo. Ahitsio
Fanantsisiny: (sisiny) a. : Fomba entina manantsisina, mankeo an-tsisina. Ahitsio
Fanantsoroka: (soroka) a.: Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka. * p.t. : Azo entina an-tsoroka. Ahitsio
Fananty: (tanty) a. : Fomba entina mananty, mandraY zavatra amin' ny tanana velarina : Toy izao no fananty baolina. ? p.t. : Azo tantazana. Ahitsio
Fanany: na Fananina a. : Karazam-bibilava Inhibe sady la-va. Ahitsio
Fanao: (tao) a.: Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka. ? Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra. ? p.t.: Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy. Ahitsio
Fanaovana: (tao) a. : Fanamboarana : Fanaouanalatabatra. ? Fananganana : Sarotra ny fanaouan-trano, ? Fahariana : Fanaovana sary, la-ha ten y. Ahitsio