Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanaporetahana: (poretaka) a.: Fampihotsahana; fanapetahana zavatra malemy bodaka. Ahitsio
Fanaporetaka: (poretaka) a. : Fomba entina manaporetaka, manapetaka zavatra malemy bodaka. Ahitsio
Fanaporetehana: (poretika) a. : Fampifangaroana, fampisafotofotoana;fanaparitahana. Ahitsio
Fanaporetika: a. : Fomba entina manaporetika, mampifangaro na mampisafotofoto. Ahitsio
Fanaporetsehana: a. : Fanaovana izay hahabe (fotaka), hampiparitaka azy madinika kely hatraiza hatraiza. Ahitsio
Fanaporetsika: a. : Fomba entina manaporetsika, mampiparitaka (fotaka) madinika kely hatraiza hatraiza. Ahitsio
Fanaporiatana: a. : Fampandosirana, fampandehanana haingana : Fanaporiatana goaualy. ? Famoretana zavatra malemy na rano anaty tanana. Ahitsio
Fanaporiatra: a. : Fomba entina manaporiatra, mampandositra, mampandeha haingana; mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana ka mivoaka mifantsitsftra io. Ahitsio
Fanaporitehana: a : Fandefasana (zavatra) hipitika hatraiza hatraiza. Ahitsio
Fanaporitika: a. : Fomba entina manaporitika, mandefa (zavatra) hipitika hatraiza hatraiza. Ahitsio
Fanaporitsahana: a : Famelana zavatra hianjera, hikorotsaka toy ny tsy voatazona. Ahitsio
Fanaporitsaka: a, : Fomba entina manaporitsaka, mamela (zavatra) hianjera, hikorotsaka toy ny tsy voatazona. Ahitsio
Fanaporofo: (porofo) a. : Fomba entina manaporofo, manamarina. Ahitsio
Fanaporofoana: (porofo) a : Fanamarinana : Maivana ny fanaporofoanao ny lazainoo, Ahitsio
Fanapororoatana: (pororoatra) a : Fanaovana izay hahatonga feno mihoa-pefy. Ahitsio
Fanapororoatra: (pororoatra) a : Fomba entina manapororoatra, mahatonga feno mihoa-pefy. Ahitsio
Fanaporotsahana: (porotsaka) a. : Fampitambotsorana : f androtsahana (vola). Ahitsio
Fanaporotsaka: a. : Fomba entina manaporotsaka, mampitambotsotra. Ahitsio
Fanapotsahana: Famotsahana (potsaka) a. : Fanalana hivoaka, fanesorana, famoahana. Ahitsio
Fanapotsiarana: (potsiatra) a, : Famoahana rano hifantsitsitra. Ahitsio