Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fananana: (anana) a. : Fitambaran' ny zavatra ananana vola, trano, tany, biby ompiana... ; harena. Ahitsio
Fananàna: (hana) a. : Fakan na fisamboram-bola misy zanany, Ahitsio
Fananarana: (anatra) a.: Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny. Ahitsio
Fananda: (sanda) p,t. Azo anomezana sandany (na vola omena amboniny amin'ny varotra na takalo ifanaovana raha toa ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana) : Tsy fananda ny varotra toy izany. Ahitsio
Fanandana: (scinda) a. Fanomezana sandany, _ Ahitsio
Fanandevo: (andevo) a.: Fomba entina manandevo. ?p.t.: Azo andevozina. Ahitsio
Fanandevozana: (andeuo) a. : Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy. Ahitsio
Fanandohana: (sandoka) a. : Fangalarana an-kafetsena, fifetsena. Ahitsio
Fanandoka: (sandoka) a.: Fomba entina manandoka, mangalatra an-kafetsena. Ahitsio
Fanandra: (tondra) a. : Fomba entina manandra, manongotra arrrin'ny tandra. ? p,t. Azo tandraina. Ahitsio
Fanandrahafana: (rahaka) a. Fitondrana rantsana betsaka : Mampitolagaga ny fanandrahafan'it? hazo Ahitsio
Fanandrahaka: (rahaka) a. Fomban'ny hazo manandrahaka, mitondra rantsana betsaka. Ahitsio
Fanandramana: (andran) a. Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany. Ahitsio
Fanandrana: (andrana) a.: F omba entina manandrana, mitsapa mialoha. ? p.t. : Azo and-ralluma : Tsy fanandrana ny fahafatesana. Ahitsio
Fanandrana: (tondra) a. : Fanongotana amin' ny tandra. Ahitsio
Fanandrana: (tondra) a. : Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa amantsara ho azy. Ahitsio
Fanandratana: (sandratra) a. Fanaingana ho avo; fampanehoehoana, fanomezana laza : Fanandratana ho olomoaina. Ahitsio
Fanandratra: (sandratra) a. Fomba entina manandratra. * p.t. : Azo asandratra. Ahitsio
Fanandrianana: (andriana) a Ny fomba fanajana atao amin'ny olona tokony home-na azy. Ahitsio
Fanandrify: (tandrify) a. : Fomba entina manandrify, manatrika ny..., mifanatrika aFanandrifiana (tandrify) a. Fanatrehana ny, fanatrehana amY. Ahitsio