Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanapotsiatra: a. : Fomba entina manapotsiatra, mamoaka rano mifantsitsitra. Ahitsio
Fanapy: (py) a,: Fomba entina manapY, manaldmpikimpy ny maso, manao baiko amin' ny maso. Ahitsio
Fanarabiana: (haraby) a : Fanesoana; famazivaziana. Ahitsio
Fanaraby: (haraby) a. : Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy, ~p,t. : Azo na mendrika hoesoesoina, faneso Tsy fanaraby na ouiana no ooiana ny zokiolona toy ireny. Ahitsio
Fanaraina: (maraina) a : Fahazarana miasa vao maraina. Ahitsio
Fanarangarana: (harangarana) a. : Fomba fijerena mahita nefa tsy hita, fomba fijerena amin'ny loaka na hirika kely. Ahitsio
Fanarangaranana: (harangarana) a. : Fijerena olona na zavatra amin'ny hirika na loaka kely ao ambadika. Ahitsio
Fanararo: (hararo) a. : Fomba entina milalao, manadala, manampontsampona (olona). ~ p. t. : Azo adalaina, lalaovina, sampontsamponana. Ahitsio
Fanararoana: (hararo) a : Filalaovana. fanadalana, fanampontsamponana mba hahatratra aoriana ny sasany. Ahitsio
Fanaratana: (haratra) a : Fanakakasana ny volon-doha,volom-bava, volo amin'ny hareza. Ahitsio
Fanaratra: (haratra) a : Fomba entina manaratra, mikiky vo-Io amin'ny hareza. ? p,t, : Azo haratana. Ahitsio
Fanaratsahana: (haratsaka) a. : Fanapahana ny romoromo a-min' ny sisin' ny zavatra iraY ; fandrantsanana. Ahitsio
Fanaratsaka: (haratsoka) a. : Fomba entina manaratsaka, manala ny romoromo amin' ny sisin'ny zavatra iray,mandrantsana. Ahitsio
Fanaravoana: a. : Anaran-kazo. Ahitsio
Fanare: (Ski) a. : Hazo akambana amin'ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy. Ahitsio
Fanarendrina: (harendrina) a.: Fomba irehetana. Ahitsio
Fanariva: (hariva) p.t. : (Zavatra) azo atao ny hariva, azo ampiandrasina ny hariva. Ahitsio
Fanarivana: (hariva) a. : Fampiandrasana (asa) amin'ny ha-riva. Ahitsio
Fanaroka: (taroka) a. : Famoahan ' ny zavamaniry tsimoka vaventy. Ahitsio
Fanarona: (sarona) a. : Fomba entina manarona, mandrakotra. Ahitsio