Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanasafontina: (safontina) a. : Fomba entina manasafontina, mampisafotofoto, mampisavorovoro. Ahitsio
Fanasafotofoto: (safotofoto) a. : Fomba entina manasafotofoto, manakorontana sy mampifangaroharo. Ahitsio
Fanasafotofotoana: (safotofoto) a. : Fanakorontanana sy fampifangaroharoana. Ahitsio
Fanasafy: (safy) a. : Fomba entina manasafy, manamPY, mameno. Ahitsio
Fanasaihana: (saika) a. : Fanasokàna (zavatra) ao anaty rano mba hakana rano. Ahitsio
Fanasaika: (saika) a. : Fomba entina manasaika, manasoka (zavatra) ao anaty rano mba hakana rano. Ahitsio
Fanasaka: (sasaka) a. : Fomba entina manasaka, mizara ho roa mitovy. 1 p.t. : Azo sasahina. Ahitsio
Fanasaliana: Fanasalisaliana (saly) a. : Fametrahana (ha-na...) vetivety eo ambony a-fo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin'ny setroka. Ahitsio
Fanasalobona: (salobona) a : Fomba entina manasalobona, manakona ao anaty lamba. 1 p.t. : Azo na tokony hosalobonina. Ahitsio
Fanasalobonana: (salobona) a: Fanasaronana ao anaty lamba. Ahitsio
Fanasalorana: (salotra) a : Fanantonana flan-damba kely eny an-tsoroka. Ahitsio
Fanasalotra: (salotra) a. : Fomba entina manasalotra, manantona ilan-damba kely eny an-tsoroka. Ahitsio
Fanasaly: Fanasalisaly (saly) a.: Fomba entina manasaly, mametraka vetivety eo ambony afo; azo asaly. Ahitsio
Fanasamahana: (samaka) a. : Famakiana, fanatahana, f ampiverahana hisaraka roa. Ahitsio
Fanasamaka: (samaka) a. Fomba entina manasamaka, mampiveraka hisaraka roa. Ahitsio
Fanasamboadiana: (samboady) a : Fametrahana samboady eo arnbony soroka. Ahitsio
Fanasamboady: a. : Fomba entina manasamboady, marnetraka samboady eo ambony soroka. Ahitsio
Fanasamboaravoara: (samboarauoara) a. : Fomba entina manasamboaravoara, mamPitroatra, mampihetsika mahery hitambolimbolina. ?p.t. : Azo asamboaravoara. Ahitsio
Fanasamboaravoarana: (samboarauoara) a : Fampitroarana, fampihetsehana mahery hitambolimbolina. Ahitsio
Fanasamboritana: (samboritra) a.: Fanodidinana lamba mafy (ny valahana). Ahitsio