Litera F

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fanapitra: (tapitra) a. : Fomba entina manapitra. 1 p,t, : A-zo taperina. Ahitsio
Fanapitripitrihana: (pitripitrika) a. : Fampirefodrefotana (menaka ao am-bilanY rehefa tenehina). Ahitsio
Fanapitripitrika: a.: Fomba entina manapitripitrika, manrpirefodrefotra menaka ao am-bilany rehefa tenehina. Ahitsio
Fanapitsohana: (pitsoka) a.: Fanalana taolana amin'nY toerany; famohana varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy. Ahitsio
Fanapitsoka: (pitsoka) a : Fomba entina manapitsoka, manala taolana amin'ny toerany na mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidY. Ahitsio
Fanapizana: (py) a. : Fanakimpikimpiana ny maso, fanaovana baiko amin'ny maso. Ahitsio
Fanapoahana: (poaka) a.: Fampirefotana : Fanapoahana ta-fondra). ~ Fampisehoana ampahibemaso, famakiana : Kepoka ny ambanilanitra tamin'ny fanapoahana ny ady. Ahitsio
Fanapoaka: (poaka) a : Fomba entina manapoaka; mampirefotra na mampiseho ampahibemaso. Ahitsio
Fanapohana: Famohana (poka) a : Fandonana : Fanapohana fantaika. Ahitsio
Fanapoirana: (poitra) a. : Fanaovana izay hisehoana, hitrangana : Sarotra ny fanapoirano io fantsika io satria tafalentiko lalina ilay izy. Ahitsio
Fanapoitra: (poitra) a. : Fomba entina manapoitra, mampiseho, mampitranga avy ao anaty zavatra. Ahitsio
Fanapoizina: (poizina) a. Fomba entina manapoizina, manisy poizina. Ahitsio
Fanapoizinana: (poizina) a. : Fanasiana poiz?na, fanomezana poizina, famosaviana. Ahitsio
Fanapoka: Famoka (poka) a: Fomba entina manapoka, mamoka, mandona amin-javatra. Ahitsio
Fanapolahana: (polaka) a. : Famoretana, fampifaraingoana, fampileferana. Ahitsio
Fanapolaka: a. : Fomba entina manapolaka, mamoritré, mampilefitra. Ahitsio
Fanapolesana: (poly) a. : Famoriporetana, fikosehana, famozafozan-javatra amin' ny rantsantanana mba halemy na ho potika. Ahitsio
Fanapoly: (poly) a. : Fomba entina manapoly, mamoriporitra, mamozafoza (zavatra) amin'ny rantsantanana mba halemy. Ahitsio
Fanapondipondena: Famondipondena (pondy) a. : Famenjafenjana, famoriporetana amin'ny tanana mba halemilemy. Ahitsio
Fanapondipondy: Famondipondy (pondy) a. : Fomba entina manapondipondy; m am orip oritra amin'ny ta-nana. ? p.t. : Azo pondipondena. Ahitsio