Teny nampidirina farany

Mariry
[hery]
:(riry) p.t.: Tsy misy ravina: Mariry ny ahitra a. min'ny ririnina. Ahitsio
Marirandrirana
[hery]
:(rirana) p.t.: Enti-milaza olona maranidranitra ny tslpika mamaritra ny tarehinY. Ahitsio
Marirana
[hery]
:(rirana) p.t.: Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra. ? Enti-milaza tarehin'olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka, Ahitsio
Marina
[hery]
:p.t.: Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavo an-tany marina lahy ianao! ? Ilazana toe-javatra mifanaraka amin'ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra. ~ Ilazana toetran'olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin'ny asa ataony avy ny mpiasa aO aminy. 1 t.i.L: Marinina, hamarinina, voamarina j manamari. na, fanamarina, mpanamarina / anamarinana, fanamarinana j mahamarina j miha. marina / marimarina / hama. rinana j fahamarinana / ha. marenana. - Marina mafy: teny enti-manamafy ny filazana fa tena marina izay lazaina. / Marini-bava: tsy misy diso izay lazaina. / Marin.drano: ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin'ny vohon'ny rano monina, j Marin.toerana: manan-toerana tsy misy avo sy iva ary azo antoka. / Marim.bilana: fianianana fotsiny na dia tsy marina aza izay lazaina. / Marina raha: fomba fiteny enti-manda 1-zay lazaina aorian'io teny io: Marina raha naka ny bohinao aho (mand? mafy izy fa tsy naka). / Marina raha tsy: enti-manamafy izay lazaina aorian'io teny io: Marina ra. ha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (mana? mafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny), ! Marena tokantrano: teny firariana atao amin'ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany. / Manao mari-na tsy to: mandainga, tsy milaza nY marina. * Ohab.: Ny marina mifauozauoza tay mahaleo ny lainga taara lahatra: enti-milaza ny halehiben'ny fahaizana miteny sy mandahatra ka izay tsy rrrahazava sy manohana ny marina ananany dia mety ho resin'ny lainga voalahatra amin'ny teny mirindra tsara. Ahitsio
Marimarika
[hery]
:p.t.: Mahina, ma. himahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tay nampoiziko dia ho uery saina izy, ~ M,h,: Maodimaody, Ahitsio
Marikoriko
[hery]
:(rikoriko) Tsy tia mainty, madikidiky, sorena, maloiloy: Marikoriko aoka izany aho rehefa manda. lo eo akaikin'io fit?eram-pa_ ko io. ? h,o,: Lotlka; Ahitsio
Marikoditra
[hery]
:(marika - hoditra) p.t.: Mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo, Ahitsio
Marikivy
[hery]
:p.t.: Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana, - t.i.f.: Mamparikivy / am. parikivina / mihamarikivy / harikivy, Ahitsio
Marika
[hery]
:(fr, marque) a,: Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romani-na, 1 Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika, / Manao marika, 1 Famantarana: Aaiana marika ny lamban'ny kilaaimandry, ? Sary fanamarinana, porofo: Ato. lotray anao it? voninkazo it9 ho mariky ny fankaaitrahanay, ? Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao ha-tao marika, ka nahoana no nouanao? ~ Soritra: Ny ba. temy dia maniay marika tay azo vonoina ao amin'ny fa. nahy, - t.i.f: Amarika, marihina, voamarika / manamarika, fanamarika, mpanamarika / a. namarihana, fanamarihana, ? F,-p,: Mari-bava: Asa mari. ka tsy soratana fa atao am-bava fotsiny, ( Mari-bola: fanisana vola amin'ny anarambola malagasy. / Marika an. taaina: fanaovana marika tsy atao an-taratasy fa an-tsaina fotsiny ary haingana. / Ma_ rik'omby: fitomboka atao amin'ny omby hahalalana nY tompony. / Tompo-marika na mpanome marika: ny o10-na mamorona ny tarehy a mambikan-iavatra hatao, toy ny trano, tetezana... / Tay tonga marika: tsy araka ny tarehy amam-bika novinavinaina, (Atodiny marika: enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany, Ahitsio
Marijo
[hery]
:p.t.: Enti-milaza ny om. by fotsy handrina, Var-lira Ahitsio
Marijijaka
[hery]
:(Tam) a.: Omby mainty misy pentimpentina fotsy eo an-kandriny.. Ahitsio
Marijy
[hery]
:(Tsm) a,: Entl-milaza omby tokam-bolo misy pentina fotsy betsaka eo an-kandriny, Ahitsio
Marihitra
[hery]
:(rihitra) p.t.: Sady matevina no maditidity: Am. Pio tany lhany ity rano lty harihitra taara, Ahitsio
Maridrefy
[hery]
:a.: Filazana habe na halavan-javatra amin'ny taipika ampahafolo na ampahazato na ampaharivo...n'ny tena habeny; ohatra: amin' ny sarintany vita marldrefy 1/250.000, ny halavana lsm dia lsm x 260.000 sm na 2500 m, na 2 km,5 amin'ny tena izy ; valandotra, Ahitsio
Mariazy
[hery]
:(fr, mariage) a,: Faneken'ny lehilahy sy vehivavy hivady marina eo anatrehan' ny fanjakana sy ny flangonana. Ahitsio
Mariaka
[hery]
:Mariadriaka fa indrin. dra Sariaka (riaka) p.t.: Falifaly lalandava amin'ny fifandraisana aman'olona, Ahitsio
Maria
[hery]
:(ria) p.t.: Ilazana ny toetran'ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin'ny rano ma_ ria ny lakana ka mandeha tay uoizina akory, Ahitsio
Marevaka
[hery]
:(revaka) p.t.: Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina. Ahitsio
Maresaka
[hery]
:(resaka) p.t.: Resahin'ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresa. ka amin'izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby, ? Be olona, be tabataba: Naresaka erY ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan.kerinandro ? M,h,: Mahoraka,makotroka, Ahitsio
Marenina
[hery]
:(renina) p.t.: Tsy mandre, donto: Marenina ha_ trany an-kibon-dreniny io olona io, ? h,i,: Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa eia vao mahamasaka na. handro: Marenina koa it9 ui. lany ity: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa.bary? - F.-P.: Be marenina: tsy mi. haino anatra, be ditra, mafy sofina, / Mody marenina: mandre nefa manao toy ny tsy mandre. ? M.h.: Mamono sofina, manentsin-tadiny, Ahitsio