Teny nampidirina farany

Zinaitra
[admin]
: (zaitra) mt.ih. misy tsofoka in: Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin'ny kofehy: Tsy mba lambo nozinaitro izany! Ahitsio
Zina
[admin]
: p. t.: Enti-milaza taona be hanina, be vokatra miakatra: Taon-jina. i t.if.: Mahazina. Ahitsio
Zimpona
[admin]
: Jer. Zompona. Ahitsio
Zimbaina
[admin]
: (zimba) mt,ih. (zimbao): Ivaivaina, tevatevaina, harabina. Ahitsio
Zimba
[admin]
: a.: Fanivaivana, fanevatevana, fanarabiana. - t.i.f.: Zimbaina, azimba, voazimba / manazimba, fanazimba, mpanazimbal anazimbana, fanazimbana / mahazimba 1 zimbazimba. Ahitsio
Zile
[admin]
: (fr, gilet) a.: Akanjo kely tsisy tanany tsindrian'ny pahtao; salotra. Ahitsio
Zihizihy
[admin]
: ft.: Niavian'ny Azilrizihy, mizihizihY, fizihizihy. Ahitsio
Zihitra
[admin]
: a: Toetran'ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra. ~ Toetran'ny olona mihenahena tsy miteny. - t.i.f.: Zihirina, zihirana, azihitra, voazihitra, tafazihitra / mizihitra, fiz>bitra, mpizihitra j izjhixana, fizihirana I mahazihitra. Ahitsio
Zihirana
[admin]
: na Zihirina (zihitra) mt.ih. (zihiro): Bontsinina. Ahitsio
Zidizidy
[admin]
: a: Hamaflahana, hakingana; tanjaka, havitrihana, hamafy, haheniana. - t.i.f.: Azidizidy, tafazidizidy / mizidizidy, fizidizidy / izidizidiana, fizidizidiana / mahazidizidy. Ahitsio
Zidina
[admin]
: a.: Fijoroana mahitsy tsy mlhetsika, - t.i.f.: Azidina, tafazidina 1 mizidina, fizidina, mpizidina 1 izidinana, fizidinana / mahazidina / zidinjidina. Ahitsio
Zezika
[admin]
: a.: Zavatra manomboka ho lo na namboarina axapomba simika afangaro amin'ny tany na alafika azy mba ho sakafon'ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany: Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto. ~ Famelezana amim-bono, fikapohana mafy. ~ p.t.: Be dia be, izaitratra. ii t.i.f.: Zezehena, zezefana, azezika, voazezika, tafazezika / manjezika, fanjezika, mpanjezika 1 anjezehana, fanjezehana / mizezika, fizezika, mpizezika I izezehana, fizezehana / mahazezika. Ahitsio
Zezehana
[admin]
: na Zezefana (zezika) mt. pdr. (zezeho, zezefo): Asiana, velesina, darofana: Nozezehany ny kanonta ilay mpangalatra ka raha tsy ankona tsy nahahetsika tsy navelany. Ahitsio
Zevona
[admin]
: (Btm) a.: Volotsangana mbola tanora, mbola tsy miondri-doha. Ahitsio
Zevoina
[admin]
: Zevozevo (zevo) mt. ih. (zevoy, zevozevoy): A-fangaro, afangaroharo. Ahitsio
Zevo
[admin]
: sy Zevozevo ft.: Fifangaroan-javatra. i t. t.f.: Zevoina, zevozevoina, azevo, voazevo, zinevo, tafazevo/ manjevo na manjevozevo, fanjevo na fanjevozevo, mpanjevo na mpanjevozevo j anjevoana, fanjevoana I mifanjevo. Ahitsio
Zevazeva
[admin]
: a.: Toerana banga eo anelanelan'ny zavatra roa. ~ p.t.: Tsy an'ny atsy tsy an' ny aroa, eo anelanelany. Ahitsio
Zetra
[admin]
: a.: Fandehanana na fanaovan-javatra misosa milamina tsara; fizorana tsy misy misakantsakana (jer. Zotra). - t.i.f.:Mizetra, fizetra, mpizetra j izerana, fizerana j mahazetra I zejetra. Ahitsio
Zero
[admin]
: a.: Jer. Aotra. Ahitsio
Zerizery
[admin]
: ft.: Niavian'ny: Manjerizery, fanjerizery, mizerizery, fizerizery. Ahitsio