Teny nampidirina farany

Voasaotra
[admin]
: Sinaotra a.: Entimilaza ny vehivavy vady napetraka tsy ho vady intsony. 1 Nankasitrahana. Ahitsio
Voasana
[admin]
: (vofy na vaofy) mt. ih. (voàsy): Esorina ny hodiny: Voasy ity mananasy ity. 1 Hazavaina: Novoasan'ny mpampianatra tsara ny lesona. Ahitsio
Voaroimbazaha
[admin]
: Voaroimena, Voarointsaka a.: Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius). Ahitsio
Voaroimainty
[admin]
: na Voarointsilo a.: Karazan voaroy mainty. Ahitsio
Voaroihazo
[admin]
: a.: Karazana voaroy fihinan'ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy". Ahitsio
Voaroy
[admin]
: a.: Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany mena-mena kely. Ahitsio
Voarampoaitra
[admin]
: na Voarampoitra a: Karazan-kazo (Eugenia). Ahitsio
Voaranala
[admin]
: na Voarandambo a.: Karazana voara fihinan' ny lambo any an'ala ny voany. Ahitsio
Voaramena
[admin]
: a.: Karazana voara iray mena ny voany. Ahitsio
Voaramontsina
[admin]
: a.: Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsfro (Vaccinium fasciculatum). Ahitsio
Voaramontsina
[admin]
: a.: Hazo lehibebe mahatratra 2 na 3 metatra ny haavony; fihinana ny voany, izay mivondrona ho salohy ary mena, antitra rehefa masaka. Ahitsio
Voarakitia
[admin]
: a.: Karazan-kazo izay miteraka afo rehefa ampifampikasohina. Ahitsio
Voara
[admin]
: a.: Karazan-kazo vaventy midoroboka naman' ny aviavy, madinidini-boa fihinana, toy ny aviavy sy ny amontana ihany koa. Ahitsio
Voara
[admin]
: a.: Anenta-masombolim-bary na ravin-javamain kely. 1 t.if.: Amboara. Ahitsio
Voantsianaranana
[admin]
: a.: Voan'ny ampaly. Ahitsio
Voantsefoka
[admin]
: a.: Anarana bibikely. Ahitsio
Voantsakoa
[admin]
: a.: Karazan-javamaniry (Spondias). Ahitsio
Voantrotroka
[admin]
: a.: Karazan-kazo madinika (Tristemma Virusanum). Ahitsio
Voantondro
[admin]
: a: Ny refy mitovy amin'ny haben'ny rantsana iray izay atao koa hoe: anky (halavana: 18m/m). Ahitsio
Voantolongo
[admin]
: a.: Voasarimakiranamarikivy izaitsizy. Ahitsio