Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manohina: (tohina) mt. P. (manohina): Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sariuongana dia nianjera ilay izy, ? Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy, Ahitsio
Manohitra: (tohitra) mt, P. (manohèra): Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika, ? Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy, ? Misakana: Manohitra lzany fanambadi. ana izany aho, ? Mifandaka amy: Manohitra ny laWn' ny zauaboary izany. ¶ M,h,: Mit ohitra, maniha manda, misitra, mihenahena, mikahankahana mihirihiry, mitsipaka, manipaka, marnaly, midrikina, mitsivalana, manohana, manao vola manoha randrana, manao vato manoha riana, mihifika, mianiona, mibohy, mibohika, mibohitra, mikibohitra, mandrava laka, manosibohon-tanana, manao valy matevina, manao valy boribory, manao valy boraingona, Ahitsio
Manohoka: (tohoka) mt. p, (manohofa): Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa ha. nohoka tanimbary isika izao, * Manisy kitay betsaka miavovonaeo am-patana, Ahitsio
Manohoka: (hohoka) mt. P. (manoho fa): Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany, ? Mandentika ao anatin'ny fahoriana, ? Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsiiany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy uintana ny olona taloha, Ahitsio
Manohona: (ohona) mt, p, (manohdna): Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho ? Mamihina eo an-tratra: Manohona ny za. nany Rasera Ahitsio
Manohy: (ohy) mt. p, (mano. haza): Mihady amin'ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra. Ahitsio
Manohy: (tohy) mt. P. (mano. hiza): Manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly me-na, ? Tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany ha. trany Salazamay izy, / Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy, Ahitsio
Manoina: (toina) mt, p,: Mamaly (antan): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina. Ahitsio
Manoitra: (oitra) mt. p. (manoira): Manainga zavatra mavesatra na miraikitra amin' ny alalan'nY fanoto na bara vy na angady, Ahitsio
Manoitsoitra: (soitsoitra) mt, Manohitra ny fitondrana, Ahitsio
Manoka: (soka) mt, p, (manokd): Manatsoboka ao anaty ranon-doko mainty: Manoka lomba, Ahitsio
Manokana: (tokana) mt, p, (ma. nokdna): Manavaka olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin'ny hafa: Manoka. na marary amin'ny trano ha-fa ny dokotera. ? Mitahiry: Manokana vola isam.boiana hanaouana flantrana lzy, ? p, mt.: Irery, tsy miaraka amin'ny hafa: Nalatny manokana izy. - F,-p,: Manokan.tena: manolotra ny tena ho amin'ny asa na raharaha iray irery ihany, Ahitsio
Manokatra: (sokatra) mt, p, (manokafa): Manao izay hahitana nY ao anaty zavatra iray amin'ny fanalana ny saronY — Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany, / Tsy fomba ny manokatra taratasin'olona, ? Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka.baua, / Samia manokatra ny bokiny, Ahitsio
Manoko: (toko) mt, p, (mono. koa): Manatsinjarazara ho toko maro: Manoko uoanjo, * Mandahatra ny vatom-panorona alohan'ny hilalaovana: Aza kamokamo mana_ ko vato e! ? mt, s.: Mipetraka mitakoko toa manjoretra. - F,.p,: Manoko latabatra: mikarakara ka mandahatra ny villa aman-tsotro hisakafoana, Ahitsio
Manokona: (tokona) mt, P. (manokona): Mikarakara ny sakafo andrahoina, manietraka azy eo ambony toko: Andeha hody aho hanokombary, - F,-p,: Monokom-bary olo. na: enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran'ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin'ny enina na fito hariva eo; hita amin'ity fombam-pltenenana ity fa nY hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe), i Manokon-dresaka: manomboka ary dia varlandresaka eo, Ahitsio
Manolaka: (tolaka) mt, p, (manoldha): Manodina: Nisy riuotra nanolaka ny uarauarana. ? Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny heuitry ny teny anankiray, ? Mamindra, manilika: Aza sen. dra izay olon.dratsy manolaka voina amin'ny sasany! Ahitsio
Manolaka: (t, tr,) p.t.: Entimilaza olona manoto vintana. Ahitsio
Manolana: (olana) mt, p, (ma. noldna): Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan. damba, ? Mamoritra: Manolam-pary, Ahitsio
Manolatola: (tolatola) mt, p.: Mitovy amin'ny Manatolatola. Ahitsio
Manolatra: (solatra) mt. p,: Manilaka, mampikipaka, mampiempaka: Nanoiatra ny hodiny fotsiny ny uata, Ahitsio