Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manombotomboka: (tomboka) mt, p. (manombotombdha): Miampanga olona amin'ny zavatra tsy nataony, tsy misy antony; manendrikendrika, Ahitsio
Manombotra: (ombotra) mt, P. (manombota): Manongotra amin-kery, Ahitsio
Manombotrombotra: (ombo_ trombotra) mt, Enti-milaza ny nify maharary izay manaintafna izaitsizy, Ahitsio
Manome: (onze) mt, p, (mono. meza): Mahafoy: Manome vola ny mahantra, 1 Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy, - F,-p,: Manome adidy: ma-nome tsiny tamin'ny zavatra tsy vita. I Manome fo: mampirisika ary manao izay hampahatezitra, / Manome loza: milaza ho tsy tompon'andraikitra ary manilika ny hadisoana amin'ny hafa. / Ma. nome soketa: manararaotra ny fifanindrlan-javatra mba hiampangana ny hafa ho nanao ny tsy mety. / Manome teny: 1) manome baiko na hafatra; 2) mampanantena, J Manome toky: manambara fa hanatanteraka izay ilaina sy tadiavina aminy na sarotra izanY na mora, / Manome tsy foifoy: manome zavatra olona, nefa aoriana kely indray dia lavina sintonina. J Manome vohony, manome uohon-dambo: mamitaka manoro diso. Ahitsio
Manominda: (sominda) mt, p, (manomindd): Manapa-tenda: Matokia manominda fa 1-zaho eto hitana ny tongony (flten,), Ahitsio
Manomoka: (homoka) mt, p,: Mitsako nefa tsy misy na inona na inona tsakoina ary mikombona ny vava, Ahitsio
Manomokomoka: (komoka) mt, p, (manomokomoha): Mitsako zavatra nefa ny vava tsy misokatra. Ahitsio
Manompa: (ompa) Manozona, maniry ratsy ho an'olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany izao tsy hanam-bariraiventy izy, M,h,: Manozona, misahato, mitsitsika, misariko, • Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa, ¶ M h,: Manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka manao vava ratsy, manao teny maharary. Ahitsio
Manompana: (ompana) mt. p, (manompàna): Mandraikitra, manankina: Betsaka no ma. nompana ny fanantenany amin'ny heui-draulna, Ahitsio
Manompirana: (sompirana) mt.p. (manompirdna): Manao zavatra, mipetraka, mijery,,, tsy mba mahltsy fa mivilana: Manompirana foana to vehi. uauy io rehefa mipetraka, [, Miolaka: Manompirana 10la. lana. fo rehefa tonga ers am. banimbany aria ? Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby, Ahitsio
Manompo: (tompo) mt, p. (manompoa): Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa, • Manao ny raharaha rehetra amin'olona iray, toy ny mplkarama: Ixaho ho faty ma. nompo anareo mianakauy, tanareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio, Ahitsio
Manonaka: (honaka) mt, s.: Mianjera noho ny havfzanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny, Ahitsio
Manondana: (ondana) mt, P. (manonddna): Manohana (ny lohan'ny olona marary ka misolo ondana ho azy), Ahitsio
Manondraka: (tondraka) mt, p, (matin ndMita) : Mampiditra rano amin'ny tanY fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy: Manondraka ny anana Win-ka Hem ta y. Ahitsio
Manondrana: (ondrana) mt, p, (mano nd rd na): Mande fa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin'ny sambo: Manondrana entana an. taonina maro isan'andro ny ao Toamasina, Ahitsio
Manondrana: (ondrana) mt, s,: Mihetsika hadalana: Manon. drona indray,Ikoto atsy auaratra 1 Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra, Ahitsio
Manondrika: (ondrika) mt, p, (manondreha): Mampilefitra (loha), mampirona, mamplraika. Ahitsio
Manondritra: na Manondrotra (tondrttra) mt. p, (manondri. ta, manondrota): Manatodika, 1 Manolaka (hadisoana), r• Mitan zaza eo anelakelaky ny lohallka roa ka manankin ny lohany amin'ny tratra ary somary manafnga ke-1y kosa ny tongony mba ha. hafahany mivalana tsara, Ahitsio
Manondro: (tondro)mt.p. (manondroa): Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin'ny rantsantanan na amin'ny zavatra hafa: Nofa. din'ny Ntaolo ny manondro fasana, • Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no na. nondro ïinao ho nanao izany, • Manamarika: Manondro amin'ny ualo latsaka fahatelony ny sahaxabem-pamantaranandro, - Manondro basy:mampitodika ny vavabasy any amin'ny olona kendrena hasiana, • kt.: Miady, mikomy, / Manondro lanitra: mitraka, mijoro mahitsy, 1 Manondro masoandro: mianiana maka ny masoandro ho vavolombelona. / Manondro varauarana: mangataka zazavavy ho vady, * Ohab.: NY olombelona toy ny embok'akondro: raha manondro lanitra, iray ihany, fa raha miondrika, samy mana. na ny holaflny: enti-milaza ny olombelona izay mitovy daholo ihany raha ny mahaolona azy no jerena, fa samy hafa kosa ara-karazana, Ahitsio
Manondrokondraka: (hondro. kondroka) mt, s,: Manaitra ny filan'ny nofo amin'ny fihetslka pilapilaka sy jefljefy, Ahitsio