Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Mankatavy: (tavy) mt. p.: Mahatonga hatavy: Misy saka. fo mankatavy, Ahitsio
Mankatelina: (telina) mt. P.: Mandray na manaiky amimpahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho, Ahitsio
Mankato: (to) mt. p, (manka. toava): Manao ho tsara, mihevitra ho mety, mankasitraka: Tsy mankato ny hevitrao rehetra aho, 1 Manai. ky: Nankato ny fitsipika nataon'ny fokonolona ny Fanjakana, Ahitsio
Mankatratra: (tratra) mt, P. (mankatrara): Manatratra nY vadin'ny tena miray amin' olon-kafa. Ahitsio
Mankatsy: (atsy) mt. s,: Mandeha ho atsy: Nankatsy an' efitra i dada. Ahitsio
Mankeny: (eny) mt, s.: Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan'andro, Ahitsio
Mankeroa: (eroa) mt, s,: Mandeha, manatona eroa: Varia_ na aho m?ery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa, Ahitsio
Mankery': (ara) mt, s.: Mandeha ho ery: Nilanfa angady nankery an-tanimbary Rabozaka, Ahitsio
Manketo: (eto) mt, s,: Mande. ha, manatona eto: Tsy misy mahazo manketo raha tsy antsoiko, Ahitsio
Manketry: (et') mt. s,: Mande-ha, manatona ete: Tsy ma. hazo mankety', hono, izahay, ry dada? Ahitsio
Manketsy: (etsy) mt, s,: Mandeha manatona etsy: Tsy manârara anao tsy hanketsy an-davarangana aho, Ahitsio
Manko: Kian-teny milaza: 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoko anay ô 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao! ¶ M.h,: Mantsy, Ahitsio
Manoaka: (hoaka) mt, s,: Mampitanatana vava fa vizana, noana na ta hatory. Ahitsio
Manoantoana: (toantoana): Mitovy amin'ny Mitoantoana, Ahitsio
Manoatoa: (toatoa) mt, s,: Milaza zavatra tsy mbola fanta. tra mazava; miomana hain. gana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin'ny Alakamisy no mikasa hiainga, Ahitsio
Manoatra: (hoatra) mt, p,: Manan-tombo: Manoatra an. dRakoto amin'ny havoventy Robe, 1 Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra no-ho ny raozy ny lisy, Ahitsio
Manobatoba: (tobatoba) mt, p, (manobatobà): Manetsiketsika (rano), manakobana manatobaka, / Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjoua ny vodiandro ho merika, Ahitsio
Manoboka: (tsoboka): Mitovy amin'ny Mantsoboka, Ahitsio
Manobonobona: (obona) mt, P. (manobonobdna): Manabontsina ny lamba entina. Ahitsio
Manodidina: (hodidina) mt.p. na mt.s. (manodidtha): Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitm ny zaza rehefa miuoaka itany, 1 Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Mi. sy tamboho boribory manodidina ny tandnanay, 1 Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tandna ny fahaualo, ? Miolikolika, misafeltikka: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany. Ahitsio