Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manodina: (hodina) mt, P. (ma. nodfna): Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity mi. lina ity? ? Mampiova: Nisy nanodina ny lohan'ity touo_ lahy ity, ? Manasitily: Manodina divay ho toaka, Ahitsio
Manoditra: (hoditra) mt. P. na mt, s. (manodira): Manendakoditra: Manodi-boankazo, / Manoditra omby, ? Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko Ilay vota, ? Miendakoditra: Voan'ny uato ny handrlko ha nanoditra. ? Vaky miparasaka: Nanoditra tlay vato nitorahako ny uoro_ na. Ahitsio
Manoditra: (toditra) mt.p. (manodira): Manandrana kely nY sakafo mbola tsy tena masaka Ahitsio
Manodivitra: (hodiuitra) mt, p, (manodiuira): Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay naha. potrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny, ? Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodiuitra ny loza fa saika mata tao daholo lzy mianakauy, ? Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodiuitra ny'tan_ drombohitra izahay tamin' ny niuerina. Ahitsio
Manodoka: (sodoka) mt, p,: Mamitaka amin'ny fljerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny maso_ ko. ? Mahavoafitaka: Nano. doka ahy ny diauolana fa andro uao amin'ny telo dia na_ taoko ho efa amin'ny enina, Ahitsio
Manody: (tody) mt, p, (mono. didua): Miverina amin'ny te-na mano, mifotitra: Manodiaua anao izao, / Soa atao manodiaua, ratsy atao monodiava, Ahitsio
Manofa: (ho fa) mt.p. (manofd): Mandoa vola amin'ny zavatr' olona amplasaina na trano ipetrahana: Manofa na tra. non.dRabeizahay, Ahitsio
Manofa: (ho fa) mt. p, (manofd): Miantso amin'ny alalan'ny famantarana amin'ny lamba, satroka, tanana,,,: Manofa lamba olona, ? Manasivana voan-javamaniry amin'ny sahafa: Tsy mahay manofa uary ianao tzany, ha uery daholo ny uoam.bary, Ahitsio
Manofakofaka: (ofaka) mt, p, (manofakofaha): Manendaka hodi-biby na zavatra. Ahitsio
Manofana: (ofana) mt, p, (ma. nofdna); Manatsoboka mata.. ly vao avy nodorana ao anaty rafla na diloilo mangatsiaka mba hahamafy azy. 1 h, o,: Mamolavola mpiasa amin' ny alalan'ny fampianarana fanampiny takin'ny fandrosoana entin'ny toetr'andro. Ahitsio
Manofina: (sofina) mt, p,: Mandrirotra, mamivitra sofln' olona, Ahitsio
Manofoka: (Rt!) a, na p.t.: Teny ilazana nY tandrok'omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky, Ahitsio
Manofy: na Manonofy (nofy) mt, p, (manofisa, manonofi. sa): Mahita amin'ny torimaso: Nanonofy an.dRakoto raina, hono, izy, ? Mahatsiaro toa manao asa eo am-patoriana: Nanonofy nitaingina fiaramanidina nankeny amin' ny uolana aho, Ahitsio
Manogo: (hogo) mt, p, (manogoa): Mandamaka ny volo: Iza no nanogo ny uolon'ity zaza lty? Ahitsio
Manoha: (toha) mt, p,: Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hiuoaka, ? Manohitra zavatra mahery: Manoha riana, Ahitsio
Manohana: (tohana) mt, p, (manohdna): Manisy tohana: Manohana rindrina, ? ho: Manohana ny fanjakana, ? Manakana: Moa ue misa miaramila hanohana ny fahaualo tsy handroso? ? Manampy, mamonjy: Olona fatra.panohana ny mahantra izy. Ahitsio
Manohantohana: (tohana) mt, p. (manohantohana): Manisy zavatra miaro tsy hianjera na hirona, Ahitsio
Manohatra: (ohatra) mt.p. (ma. nohara): Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tara. poka ny Soratra Masina, ? Mampitovy: Manohatra ny a. kanjony amin'ny ahy izy, ? Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony Lay, Ahitsio
Manohatra: (tohatra) mt, p,: Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza. Ahitsio
Manohatsiavy: a.: Karazan-javamaniry. Ahitsio