Litera M

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Manolika: (olika) mt, p, (manoleha): Mahatonga mivilivily, misafelipelika. Ahitsio
Manolikoly: (kolikoly) mt, P. (manolikolia): Manome ko. likoly, vola mba hitadiavantsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana, Ahitsio
Manolo: (solo) mt, P. (manoloa): Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha, ? Miova: Lasa nanolo akanjo izy, ? Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny uolanao fa aza matahotra, Ahitsio
Manoloana: (oloana) mt, P,: Manatrika, eo anatrehana: Indreto ny zanakareo mano. loana anareo, Ahitsio
Manolokolo: (kolokolo) mt, p, (manolokoloa): Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy, Ahitsio
Manoloky: Mitovy amin'ny Misoloky, Ahitsio
Manolotra: (tolotra) mt. P. (mana ldra): Mandroso zavatra mba horaisin'ny hafa: Manolotra tanana / Manolo_ tra fehezam-boninkazo, ? Manome: Efa nanolotra a. nao vola ariary zato aldin' ny bokinao aho ka ahoana? * Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy. Ahitsio
Manolotra: ppk,: Manakaiky tsy misy elanelany: Manolo. tra ny sahanay ny sahany, Ahitsio
Manolotsolotra: (tsolotra) mt, s, (manolotsolora): Mandroso dia manemotra zavatra na ny tanna toy ny bibilava manatranga dia misintona ny lelanY. Ahitsio
Manomana: (omana) mt, p, (manomdna): Manao vonona mialoha izay ilaina amin'ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin'ny reny Isambilo sy na anabauiny, / Manomana fiadiana ny fahaualo, Ahitsio
Manomba: (omba) mt, p, (manombd): Mandrakotra misakobona amin'ny lam'ba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho. ? Miaro: Manomba antsika ny fitahian'Andriamanitra, Ahitsio
Manombana: (tombana) mt. P. (manombdna): Manondrotra ambony ny vidin-javatra Iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin'ny ady varotra: Tsy rnanombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin'izany. ? Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin'ny nahamay ny fiara_ kodiako sy ny entana tao anatiny, ? Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy. Ahitsio
Manombana: (tombana) p.t.: Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy nY efa ho avy amin'ny tselatselatra hita ery amin'ny vodilanitra lavitra, Ahitsio
Manombika: (ombika) mt, P. (manombiha): Maka sombintsombiny na potipotinY amin'ny vataben-javatra iray: Manombi-kena, Ahitsio
Manombina: (tombina) mt, P. (mono mbena): Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara. Ahitsio
Manombina: (sombina) mt.p. (manombina): Maka manala ilany kely: Manomtiin-kena, * Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanom. bina ny sofiny, Ahitsio
Manombo: (hombo) mt, p, manomboa): Mamantsika, mihazona na mitana mafy: Nanombo an'i Kriaty tamin' ny hozo ftlaliana ny Jody, • h,t,: Mandentilca olona amin' ny teny nataony ihany: Nanombo ahy tamin'ny teniko ihany i dada. Ahitsio
Manombo: na Mihombo (tom. bo) mt, s. (manomboa, mi. homboa): (ity faharoa no fampiasa matetika kokoa): Mihamafy (enta-mfiaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin'ny omaly, Ahitsio
Manomboka: (tomboka) mt, p, (manombbha): Manisy mari-ka amin'ny vy mahamay, mitetika:Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika. Ahitsio
Manomboka: (tomboka) mt. P. (manombdha): Manao ny fY-andohàny: Tamin'ny uaio a. ho no nanomboka ny enti. modiko, • Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy? • mt. s.: Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra! ¶ M,h,: Manao satrany, misantatra, manantatra, mitokana, manandrana, mamaky lay, misava ranon'ando, manintsana avido, mamaky tantana mamaky sarona, miala faditra ahitra, miala kopako. paka, mamari-body, tonga dia vavany, mitarika. Ahitsio