Apetsa | : | (petsa) mt. fit. (apetsao): Entina manamando, manakotsa.
Ahitsio |
Apetsaka | : | (petsaka) mt. fit (apetsaho): Entina mandena, manamando, mampangeniheny.
Ahitsio |
Apetsapetsa | : | (petsapetsa) mt. fit. (apetsapetsao): Enti-mamonto rama.
Ahitsio |
Apiaka | : | (piaka) mt, at. (apiaho): Atao tapaka. • mt. fit. (apiaho): Atapaka, entina manapaka, manapiaka,
Ahitsio |
Apika | : | (pika) mt. at. (apiho): Afantsitsitra: Napikany taty amiko ny rano. • Alefa, avela handositra: Napikan'ny olona indray ilay mpangalatra • Aforitra, hidiana: Napikany ny elo.
Ahitsio |
Apilapilaka | : | (pilapilaka) mt. at. Atao tonga pilapilaka, jefi,iefy,
Ahitsio |
Apilopilo | : | (pilopilo) mt, at.: A-tao tonga marani-doha.
Ahitsio |
Apipy | : | fer.: apy.
Ahitsio |
Apiriritra | : | (piriritra) mt at. (apiririto): Avala hipiriritra, mandefa rano mifantsitsitra.
Ahitsio |
Apiritika | : | (piritika) mt, at. (apiritiho): Alefa mifantsitsitra
Ahitsio |
Apiritsika | : | (piritsika) mt, at. (apiritsiho): Alefa mifantsitsitra.
Ahitsio |
Apitika | : | (pitika) mt, at (apitiho): Asaina na avala hitsipika: Aza apitika at? ny fotaka,
Ahitsio |
Apitrapitra | : | (pitrapitra) mt, fit. (apitrapitrao): (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany.
Ahitsio |
Apitripitrika | : | (pitripitrika) mt. at. (apitripitriho): Atao eo ambony afo mba handrenesana pitripitrika.
Ahitsio |
Apitsoka | : | (pitsoka) mt. at. (apitsohy): Alana amin'ny toerany (taolana).
Ahitsio |
Apoaka | : | (poaka) mt, at. (apoahy): Atao mirefotra: Apoaka ny basy. • Aseho, vakina ampahibemaso: Hapoaka rahampitso ny lalàna momba ny tsy fahazoan'ny vola mivoaka any ivelany.
Ahitsio |
Apoitra | : | (poitra) mt. at. (apoiro): Aseho, atranga: Avy hatrany dia napoitran'ny mpanao famotorana ilay zavatra very • Atao miombotra; ongotana: Napoitrany tamin'ny tandra ny fantsika.
Ahitsio |
Apôka | : | ft.: Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra. - t.i.f.: tafapoka ) miapoka, fiapoka, mpiapoka j iapohana,fiapohana,
Ahitsio |
Apoka | : | (poka) mt. at. (apohy): Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka anrin' ny...: Apohy arnin'ny Iseo ny lohanao raha tsy faly ianao.
Ahitsio |
Apolaka | : | (polaka) mt, at. (apolahy): Atao mipolaka, milefotra.
Ahitsio |