Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Aotra: (otra) mt. fit. (aory): Entina manotra: Tsy manantanana aotra anao aho fa marary ny tanako. Ahitsio
Aotra: (angl. nought na ought) a.: Zero, tarehimarika 0, milaza "tsy misy" nefa raha apetraka eo ankavanan'ny tarehimarika iray hafa, dia mampitombo avo folo heny an'io tarehimarika io: 5; 50 = 5x10. Ahitsio
Aotrika: (otrika) mt.at. (aotreho): (vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny uolako. • (voankazo) Atao amin'ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andauaka ireto akondro ireto. ~ Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miammila valopoio lahy, Ahitsio
Aoty: (oty) mt. fit. (aotazy): Entina mioty. Ahitsio
Aova: (Ski) a.: Renirano kely mandalo ny tanety ary azo aleha lakana. Ahitsio
Aova: (oua) mt.at. (aouay): A-solo. Ahitsio
Aovaka: (ovaka) mt. fit (aovaho): Entina manendaka, manongo. Ahitsio
Aovoka: (ovoka) mt.fit. (aouohy): Enti-manala, manatsoaka, manesotra. Ahitsio
Aoza: (oza) mt fit. (aozao): Enti-manasa, manontsana: Tsy misy rano aoza tanana akory! Ahitsio
Aozona: (ozona) mt.fit. (aozony): (teny) Entina manozona: "Aza mahita uariraiuenty ialahy "; izany no teny naozon-drainy axy. Ahitsio
Apaika: (paika) mt. fit. (apaiho): Entina mipaika: Inona no hapaika it? fantsika Ahitsio
Apaingotra: (paingotra) mt. fit. (apaingory): (paingotra na tsilo) Entina mitans: It? apaingotra ny akanjonao. Ahitsio
Apaka: (paka) mt. at. (apakao): Atao mipaka, atao mikasika amin'ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina Ahitsio
Apanapana: ft.: Milaza fitotototoana tsy mahita haleha. - t.i.f•: Aapanapana, tafapanapana j miapanapana, fiapanapana, mpiapanapana ( iapanapanana, fiapanapanana / mahapanapana. Ahitsio
Apaoka: (paoka) mtfit. (apaohy): Entina mipaoka, mifaoka, maka an-keriny. Ahitsio
Apapapapa: (paPapapa) mt. at. (apapapapao): Asaina mipapapapa, mitotototo atsl' sy ar?; asaina miraparapa. Ahitsio
Apararàtra: (pararatra) mt. at. (apararato): Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy loadoaka). Ahitsio
Apararetra: (pararetra) mt. at. (aparareto): Avala hipararetra, hangovitra izaitsizy. Ahitsio
Aparasaka: (parasaka) mt, at, (aparasaho): Aparitaka, aely: Naparasany teo anoloanay ny'Lola iray hetsy. ? Aseho miharihary: Aparasaho àry ny hevitra hiaraha-midinika. Ahitsio
Apariaka: (pariaka) mt. at. (apariaho): Aparitaka, ahahaka. Ahitsio