Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Apariritra: (pariritra) mt.at. (aparirito): Avala hifantsitsitra. Ahitsio
Aparitaka: (paritaka) mt. at. (aparitaho): Aely tsy misy kitotony amin'ny toerana ma-ro. Ahitsio
Apasaka: (pasaka) mt. at. (apasaho): Aely, aparitaka, atao misaratsaraka ny sombiny na potinY. Ahitsio
Apasoka: (pasoka) mt.fit. (apasohy): Entina mipasoka, ampiasaina hipasohana. Ahitsio
Apatsitsitra: (patsitsitra) mt.at. (apatsitsiro): (rano) Atifitra sady apariaka. Ahitsio
Apelapelaka: (pelapelaka) mt. at.: Atao tonga manify, nifisina sady atao mitapelaka. Ahitsio
Apelatra: (pelatra) mt.fit. (apelaro): (tanana) Entina marnely tehamaina. Ahitsio
Apelipelika: (pelipeiika) mt. at. (apelipeleho): Ahetsiketsika, akivilivily: Apelipeliky ny olika ny rambony. ~ Atao izay hahapilapilaka, hahajejojejo azy: Apelipeliky ny hatsaran-tarehiny io zazavavy io. Ahitsio
Apempena: (pempena) mt, at. (aPempenq): Asaina mipempena, mitotototo etsy sy eroa. Ahitsio
Apendina: (pendina) mt.fit. (apendeno): Entina mandoto, manisy pentina: Fotaka no napendiny ny lambako ka tsy manaiky aho. Ahitsio
Apendrampendrana: (pendrampendrana) mt at. (apendrampendrano): Atao tonga mipendrampendrana, jembijemby. Ahitsio
Apenimpenina: (penimpenina) mt. at. (apenimpeneno): Verezina hevitra. Ahitsio
Apenjy: (penjy) mt. fit. (apenjeo): Entina mangia, mangeja, entina mitazona sady manery. Ahitsio
Apentimpentina: (pentimpentina) mtfit. (apentimpenteno): Entina manisy loto kely, entina manasolotika. Ahitsio
Apentsompentsona: (pentsompentsona) mt.fit. (apentsompentsony): (ny lela) Entina mipentsompentsona, mitsaontsaona, mitaria. Ahitsio
Apepetra: (pepetra) mt. fit. (apepero): Entina manafatrafatra. Ahitsio
Apepipepy: (pepipepy) mt. at. (apepipepeo): Asaina mivezivezy mankatsy mankaroa. Ahitsio
Apepo: (pepo) mt, at. (apepoy): Atao pepo, lempona. • Ahana tsikelikely (toy ny trosa, ohatra, izay averina tsikelikely ambara-pahatapiny). Ahitsio
Apetaka: (petaka) mt. at. (apetaho): Araikitra: Apetaho etsy amin'ny rindrina etsy it? sarin'i Dadabe ity. Ahitsio
Apetraka: (petraka) mt. at. (apetraho): Omena toerana, a-tao eo amin'ny toerana iray: Apetraho eo akaikinao eo ity zanako it?. Napetrany teo an-joron-trano ny tehiny. • h.o: Afindra amin'ny toerana iray: Napetraka tany Antomboka izy nony avy eo. ¶ M. h. tendrena. • Atao amin'ny tany: Apetraho izy fa vizana ianao. • Omena mba hotahirizina, ankinina: Vola telo alina no napetrany tamiko talohan'ny handehanany. • Alana, esorina, aongana: Napetraky ny Governemanta ilay mpanao raharaham-panjakana niasa tao. • (vady) Alefa, roahina, isaorana: Napetrany ny vadiny fa ratsy toetra Ahitsio