Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Arisika: (risika) mt. at (arisiho): Atao tonga marisika, mazoto; atao izay hananana zotom-po: Arisiho amin'ny asa ny tanora. Ahitsio
Aritera: (fr. artère) a: Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran'ny te-na; mena ny ra ao anatiny. Ahitsio
Aritra: mt, ih. ft.: Zaka, lefitra, toha: Tsy aritro intsony ny ataon'ny mpampiasa ahy ka hiala aho. - t.i.f.: Miaritra, fiaritra, mpiaritra / iaretana, fiaretana / maharitra / aharetana, faharetana. ~ F.-p.: Mahari-pery: Manankerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra:Mahari-pery ny Malagas y. Ahitsio
Arivo: p.i.: Zato impolo (1000) Hi.: Be dia be tsy hita isa: Maso ariuo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho. a F.-p.: Ny arivo lahy tsy maty indray andro: teny nataon'Andrianjaka raha nametraka miaramlla arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory. - t.i.f.: Manarivo, mpanarivo, arivoara. - F.-p.: An'ariuo, ariuoariuo, ariuomiaina: tsy hita isa, tsy tambo isaina ¶ M.h.: Alinalina, tsy omby alinalina. ! Alimiaina, zavon-tany, manetrinketrina, tsy hita zambazamba. Ahitsio
Arivoara: (t. tr.) a : Olona mpanarivo, mpanefohefo. Ahitsio
Arivolahy: a.: Karazana voatavomonta kely misy tenda ary lohany kely indray eo ambonin'io, fanaon'ny Ntaolo fitoera-menaka na fanafody. Ahitsio
Armonia: (fr. harmonium) a: Zavamaneno misY fitendrena tsindriana amin'ny rantsantanana izay mamoaka feo sa-tria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan'ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin'ny tongotra. Ahitsio
Aro: a: Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron'akanjo. / Tandroka aron'ny uozona / Aro riaka ~ t.t.f•: Arovana, voaro I miaro, fiaxo, mpiaro 1 iarovana, fiaxovana / maharo. - F,-p.: Aro an-dalana: andia-miaramila natao hiaro eny andalana.I Aro riaka: tatatra atao akaikin'ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin'izany ilay voly na ilay trano. * ohab.: Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho Iena raha fahauaratra: enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. Ahitsio
Aroa: p.mt,: Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao. Ahitsio
Aroaka: (roaka) mt. fit. (aroahy): Entina mandroaka, manosika andiam-biby avy eo aoriana. Ahitsio
Aroandroana: (roandroana) mt. at.: Atao tonga miadana, sambatra. Ahitsio
Aroatra: (roatra) mt. at. (aroaty): Avala hisy roatra; avala handroatra. Ahitsio
Arobiroby: (robiroby) mt at. (arobirobio): Atao tonga falifaly, atao izay hahafalifaly. Ahitsio
Arobo: (robo) mt. at. (aroboy): Aroboka, fitahina amin'ny teny mamy. Ahitsio
Aroboka: (roboka) mt. at, (arobohy): Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty ratio mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely. ? Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany. Ahitsio
Aroborobo: (roborobo) mt. at (aroboroboy): Atao miroborob o, mire dareda tsars. Ahitsio
Arodaka: (rodaka) mt, at. (arodahy): Asaina, avala lanina. Ahitsio
Arodana: (rodana) mt. at (arodano, arodany): Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan'ny tompony ilay trano teto fa hanao uaouao izy. ~ Alaina mors f oana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki er? Antanetikelimay. Ahitsio
Arodaroda: (rodaroda) mt. at. (arodarodao): Avala handanilany foana. Ahitsio
Arodona: (rodona) mt, at (arodony): Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman'ondry). / Aingaina miaraka (hira). Ahitsio