Litera a

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Areboka: (reboka) mt, fit. (arebohy): Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika, Ahitsio
Aredaka: (redaka) mt, at (aredaho): Atao miredaka, midedaka, midedadeda. Ahitsio
Aredareda: (redareda) mt, at. (aredaredao): Atao miredareda, mirehitra misy lelafo be. Ahitsio
Arediredy: (rediredy) mt, at, arediredeo): Asaina mirediredy, miteniteny foana. Ahitsio
Aredona: (redona) mt. at. (aredony): Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsars. Ahitsio
Arefaka: (refaka) mt, at. (arefaho): Atao mitaritarika mifaf a amin'ny tany. Ahitsio
Arefarefa: (refarefa) mt, at. (arefarefao): Atao mitaritarika amin'ny tany: Aza arefarefa ny lambanao. Ahitsio
Arefotra: (refotra) mt. at. (arefoty): Apoaka, atefoka. Ahitsio
Arefy: (refy) mt, fit. (arefeso): Entina mandrefy, ampiasaina mba handrefesana. Ahitsio
Arehitra: (rehitra) mt. at. (areheto): Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava. Ahitsio
Arehoka: (rehoka) mt. at, (arehofy): Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony. Ahitsio
Aremarema: (remarema) mt. at. (aremaremao): (akanjo malalaka) Entina mianjaika. Ahitsio
Arendrarendra: (rendrarendra) mt. at, (arendrarendrao): A-sehoseho amim-pireharehana. Ahitsio
Arendrena: (rendrena) mt. at. (arendreno): Asaina mande-ha etsy sy eroa, avezivezy, avoivoy. Ahitsio
Arendrika: (rendrika) mt. at. (arendreho): Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: A-leo narendrika ilay sambo sa-tria entana halatra no tao anatiny. ? Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy. • Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity. • Taomina, vokisana hikomy: 01ona tsotra daholo no narendriny hikomy. Ahitsio
Arendrirendry: (rendrirendry) mt. at. (arendrirendreo): A-tao tonga jemby, jambena. Ahitsio
Arenina: (arina) mt. at, (are-no): Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana. ? A-tao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano. • Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo. Ahitsio
Arenireny: (renireny) mt, at (arenireneo): Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika. Ahitsio
Arenoka: (renoka) mt, at.: A-tao tonga renoka, variana, sondriana. Ahitsio
Arenty: (renty) mt, fit. (arenteo): Entina manaingo; aravaka. Ahitsio