Teny nampidirina farany

Bokabe
[admin]
: (Ski) a.: Karazam-bahy fanaovana fingotra ny voany. Ahitsio
Boka
[admin]
: (Ski) a.: Ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin' ny zanatsirika. 1 Tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'af o. Ahitsio
Boka
[admin]
: a.: Aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manomboka amin' ny tanna na ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny hoe habokana no mazàna ampiasaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. - t.i.f.: Habokaina f voaboka f manaboka, fanaboka, mpanaboka f anabokana,fanabokana I manaboka f bokabokaf habokana fraboka. Ahitsio
Boitra
[admin]
: ft.: Enti-milaza fisehoana mamorofotra, poitra mifantsitsitra. - t.i.f,: Miboitra, fiboitra f iboirana, fiboiana / mahaboitra 1 boiboitra. Ahitsio
Boina
[admin]
: p, t.: Tsy miraharaha, tsy miahy: Vehiuwy boin-janaka Rauelo. Ahitsio
Boika
[admin]
: Boiboika a.: Fivoahan' ny rano na ny ra mivoaka tsy an-kijanona avy ao anatin'ny tany na ny tena, fifantsitsirana. - t.i.f.: Aboiboika f miboiboika, fiboiboika, mpiboiboika / iboiboihana, fiboiboihana. Ahitsio
Boiboika
[admin]
: a.: Vay, fery maharitra ary manitatra. ¶ M. h.: Dridra, Ahitsio
Bohitra
[admin]
: a.: Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro ¶ M. h.: Fivohitra, fivohintsotro, fivohom-pafana. - t.i.f.: Bohirina, abohitra 1 mibohitra, fibohitra, mpibohitra f ibohirana, fibohirana. Ahitsio
Bohirina
[admin]
: (bohitra) mt. ih. (bohiro): Atao mibontsina. Ahitsio
Bohika
[admin]
: a.: Kiry sy di-doha. - t.i.f.: Mibohika, fibohika. Ahitsio
Bohihy
[admin]
: a.: Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina. ¶ M. h.: Dohika, bohika, tohika. • Fanaovana an-keriny, bohika. - t.i.f.: Mibohihy, fibohihyf mahabohihy, bohihihihy. Ahitsio
Bohibohy
[admin]
: a.: Ham bo, fihamboana, ebo, fieboana. Ahitsio
Bohy
[admin]
: a.: Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa. • Fihetsika sy teny entina mampiseho hery amam-pireharehana. • Fitanana zavatr'olona amin-ditra. - t.i.f.: Tafabohy l mibohy, fibohy, mpibohy / ibohiana na ibohizana, fibohizana na fibohiana l mahabohy / bohibohy. Ahitsio
Bohaka
[admin]
: ft.: Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. - t.i.f.: Bohafina, voabohaka, tafabohaka 1 manabohaka, fanabohaka, mpanabohaka 1 anabohafana,fanabohafana ) mibohaka, fibohaka, mpibohaka j ibohafana, fibohaf ana 1 mahabohaka. Ahitsio
Bohafina
[admin]
: (bodaka) mi. ih. (bohafy): Abontsina '.io ngeza, asavovona be. Ahitsio
Bofotra
[admin]
: a.: Jer. Bofona. Ahitsio
Bofona
[admin]
: p. t.: Dongadonga, botrabotra, botrefona. Ahitsio
Bofona
[admin]
: a.: Feo mitsefotra tsy mitefoka, hetotra. - t.i.f.: Mibofona, mibofotra. ¶ M. h.: Bofotra. Ahitsio
Bofoka
[admin]
: ft : Enti-milaza firakofana lamba matevina eo ampitoerana na eo am-pandriana. i ti.f.: Mibofoka, fibofoka, mpibofoka 1 ibofana, fibofohana. Ahitsio
Bofaka
[admin]
: a: Fofona na vovoka maneton manempotsempotra. - t.i.f.: Abofaka I manabofaka, fanabofaka, mpanabofaka 1 anabofahana, fanabofahana 1 mibofaka, fibofaka j ibofahana, fibofahana. Ahitsio