Teny nampidirina farany

Benge
[admin]
: (Ski) a.: Osy. Ahitsio
Benandro
[admin]
: a.: Andro andavanandro; andro tsisy tabataba. Ahitsio
Benamboka
[admin]
: p. t.: Kamo mpidonana-poana. Ahitsio
Benabena
[admin]
: Jer. Venavena. Ahitsio
Bemoty
[admin]
: a.: Karazan-damba misy motimotiny. Ahitsio
Bemiray
[admin]
: a.: Tapatapa-damba samy hafa loko izay atambatra ho akanjo na fitafiana na firakofana: Akanjo bemiray: Akanjo vita amin'izany tapatapa-damba izany. Ahitsio
Bemiorika
[admin]
: a.: Karazam-bakana lehibe maro soratra. Ahitsio
Beminono
[admin]
: (Tsm.) a.: Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra. Ahitsio
Bemihisatra
[admin]
: Jer. Ambaniandro. Ahitsio
Bemihimpy
[admin]
: (t.tr.) a: Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy. Ahitsio
Bembo
[admin]
: a.: Fampiasa amin'ny hoe Bembon'orona: Ilay taolan'orona miavoavo, mitxingitringy. Ahitsio
Bemarika
[admin]
: a. : Karazan-damba. Bemavo a,: Diky, fivalanana. Ahitsio
Bemandry
[admin]
: (Skl) a.: Karazan' oviala saingy tsy azo hanina manta. Ahitsio
Bemandomba
[admin]
: p, a.: Be handrina be, manana handrina toa mandondona, mandroso mitatao eo amboy maso. Ahitsio
Bemaimbo
[admin]
: a.: Anaran-kafa ilazana ny taimborontsiloza. (Jer. Taimborontsiloza). Ahitsio
Belza
[admin]
: (fr. Belge) a.: Ny Urane-na tompon-tany any amin' ny tanin'i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heuerina amin'ny hakelin'ny taniny ny Belza. 1 p.t.: Momba an'i Belzika na an'i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin'ny mponina belza. Ahitsio
Bolée
[admin]
: (t, tr.) a.: Zavatra Lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony. Ahitsio
Belanjana
[admin]
: a.: Anarana ilazana ny papango amin'ilay izy manapaka ny lalan'ny mpandeha iny. Ahitsio
Belakarivo
[admin]
: (Ski) a: Karazan-javamaniry (Mirabilis Jalapa L, Hyctaginacées). Ahitsio
Belakara
[admin]
: a.: Karazam-basy fahiny. Ahitsio