Teny nampidirina farany

Bedabeda
[admin]
: p. t.: Malemilemy na mohaka (Jer. Bodaboda). * t.i.f.: Bedabedaina, voabeda J mibedabeda, fibedabeda, mpibedabeda 1 ibedabedan, fibedabedana. Ahitsio
Bada
[admin]
: a: Fisamboran-javatra na olona izay fihinina amin'ny sandrY. - t.i.f.: Bedaina, voabeda, nobineda J mambeda, fanabeda, mpambeda 1 ambedana, fambedana 1 manabeda, fanabeda, mpanabeda 1 anabedana, fanabedana J mibeda, fibeda, mpibeda J ibedana, fibedana J mahabeda. Ahitsio
Bebonaka
[admin]
: (Btm.) a: Anaranjavamaniry. Ahitsio
Beboka
[admin]
: p. t.: Nofosana ary botabota fohy endrika. Ahitsio
Bebe
[admin]
: (be) p. t.; t.u,r.: (Entimilaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony. Ahitsio
Bebaka
[admin]
: ft.: Enti-milaza ny fiaikena ny hadisoana natao. - t.i.f.: Mibebaka, fibebaka, mpibebaka J ibebahana, fibebahana. Ahitsio
Beazina
[admin]
: (be) mt ih. (becta()); Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin'ny fahatahorana an'Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny. Ahitsio
Be
[admin]
: lambana, be lambanana: lehibe velarana, fa ny be lambana fiteny indrindra amin' nt' tsihy, ny be lambanana kosa amin'ny lamba. / Be Io-ha: enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany.J Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sY manambitamby zazalahy kely. J Manabe loha: miseho ho maditra. / Bemandomba: teny enti-milaza ny olona izay mandondona be ny handrinY. J Be noho kely, be noho aitsy: enti-milaza antokon'olona roa miady na mifanandrina ka ny iray betsaka, ny iray vitsy. ( Be raoka: be ta-nana ka maharaoka betsaka. / Be rehaka: mahery am-bava izaitsizy, be hakevohana ampitenenana. J Be saina: entimilaza olona lalim-pandinika; matetika koa anefa, entimaneso io teny io ka ny heviny dia hoe manao azy ho manan-tsaina. / Be taim-bava: mitovy amin'ny be rehaka. / Be tends: sarotra an-kanina, tendàna. J Be uaua: lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin'ny hevitra an'ohatra: Heloka be arma / Be Zanahary: tsara vintana. J Ny ben' ny tanàna: ny lehiben'ny fokonolona, ny mpiadidy. Ahitsio
Be
[admin]
: p. t.: Betsaka, maro, sesehena (alohan'ny anarana mandrakariva): Be trano il-9 tanàna it?. • Lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny! • Lehibe, be vava (aorian'ny anarana): Harem-be. / Fatiantoka be izany. 1 Lehibe, maro karazana, malaza (aorian'ny anarana): Fihinanam-be re izao! Beazina J manabe, fanabe, mpanabe J anabeazana, fanabeazana / mihabe ! ma-baba 1 baba /baba. - F.-p.: Be adala, be tsy adala: Olona ketrina, dondrona. J Be anaka, be no aizana; enti-milaza zaza iras efa be tao-na vao manan-jandry indray. / Manao be no aizana: entimilaza reny mifanelanelana be ny fahaterahan-janany. / Be an titra: ny fitambaran'ny zokinjokiny ao an-tanàna (mifamaly amin'ilay fiteny hoe maro tanora). / Be antanàna: ireo tsy miasa midonana-poana ao an-tanna. / Be beso: be trerona. / Be hariva: fanaovana tontakely, fisakanana olona: Manao be hariva: misakana olona, manao tontakely. / Be lamba rangahy, be lamba rangahy: teny entin'ny ankizy hampirisika ny vorontsiloza hanao fihetsehana midoroboka. / Ahitsio
Bazary
[admin]
: (fr. bazar) a: Teny ilazana ny tsena — indrindra any amorontsiraka — izay mazàna tranoheva malalaka. Ahitsio
Bazanety
[admin]
: (fr. bai'onnette) a.: (Jar. Benitra). Ahitsio
Bazaina
[admin]
: a.: Karazan-damba tenon-darà ila ka mirahondrahona no fijery azy. Ahitsio
Bavy
[admin]
: a.: Teny iantsoan'ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka: Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bauy, fa efa nihinana aho font' niala tany an-trano. Ahitsio
Batritra
[admin]
: p. t.: Enti-milaza olona fetsifetsy sy fatsora, na fatritran'olona tsy azo itokiana. Ahitsio
Batry
[admin]
: Batribatry p.t.: Entimilaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy. ? Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batribatry nify ilay zazakely hitako tar?. Ahitsio
Batraka
[admin]
: Batrabatraka p. t.: Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe nt' zozoro na ny herana nanan-van azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka. Ahitsio
Batita
[admin]
: p. t.: Enti-milaza ankizy tsy tsara toetra fa fetsifetsy ratsy, olon-goana. Ahitsio
Batisa
[admin]
: a.: (Fiv. protest.) Anaran'ny batemy amin'ny protestanta, izay samy hafa kely amin'ny fahazoan'ny katolika azy satria toa fanolorantena amin'Andriamanitra indrindra no anton'ny batisa. Ahitsio
Bateria
[admin]
: (fr. batterie) a.: Manda mafy. 1 Rarivato na fototra amin'ny fanorenan-trano na tamboho avo. Ahitsio
Batera
[admin]
: (fr. tabatière) a: Anaran'ny tongobolo fitoeran'ny paraky kisoka. Ahitsio