Teny nampidirina farany

Belaka
[admin]
: p. t.: Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io. • Misokatra tsara, baribary (maso). - t.i.f.: Mibelaka / ibelahana, fibelahana / mahabelaka. Ahitsio
Bekotromaroholatra
[admin]
: a.: Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra. Ahitsio
Bekira
[admin]
: a.: Karazam-parakY la-va kiran-dravina (Necotiana tabacum L. Solanées). Ahitsio
Bekaraoka
[admin]
: (Skl) a: Zavamaniry fanaovana famalanana mahery dia mahery. Ahitsio
Beholafiny
[admin]
: a.: Anaran'ny antoko-miaramila nisy vatandehilahy arivo tamin'ny tafika fahiny. / Mpitana beholafiny: manamboninahitra niandraikitra beholafiny. Ahitsio
Behatoka
[admin]
: Anarana enti-milaza ny karazan-jvamaniry (vary, paraky...) be taho . Ahitsio
Behatoka
[admin]
: a.: Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin'ny andron'i Louis XIII sy Char-les X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasika-ra, mitovy amin'ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin'ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio
Behana
[admin]
: a.: Fisehoana ho lehibe rehefa mijoro na rehefa mandeha. ? Fihetsika toa tsy mamela ny hafa handeha fa... ¶ M. h.: Behambehana. 1 t.i.f.: Abehambehana f manabehambehana,fanabehambehana, mpanabehambehana f anabehambehanana, fanabehambehanana / mibehambehana, fibehambehana, mpibehambehana 1 ibehambehanana, fibehambehanana. Ahitsio
Behambehana
[admin]
: (behana), t.v.r: Mitovy amin'ny Behana. Ahitsio
Befelatanana
[admin]
: a.: Karazan-javamaniry be ravina (Medemia nobilia Callerand-Palmiers). Ahitsio
Begonia
[admin]
: (fr. bégonia) a.: Karazan-javamaniry misy raviny mitapelaka sy voniny maro loko. Ahitsio
Betaka
[admin]
: (Tsm) p, t.: Fisaka sy boribory. Ahitsio
Bedohaka
[admin]
: a: (mipoaka mafy) Karazam-basy fahiny izay mafy fipoaka aoka izany. Ahitsio
Bedika
[admin]
: a.: Fimonomononana lava, teniteny foana. - t.i.f.: Mibedika, fibedika, mpibedika / ibedehana, fibedehana. Ahitsio
Bedibedena
[admin]
: Bedibedesina (bedibedy) mt. th. (bedibedeo, bedibedeso): Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin'1-neny foana Ikoto zanak'Inenitoa ha farany nandositra tsy tamana. Ahitsio
Bedy
[admin]
: bedibedy a: Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin'it? marary eto anilako ity. • Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin'Ingahy mpampiasa, 1 Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin'i Neny. 1 mt. ih.: Tenenina, tezerana: Ho bedin'ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody. - t.i.f.: Bedena na bedesina na bedibedena, voabedy I mibedy, fibedy, mpibedy 1 ibedena, fibedena 1 ibedibedena 1 bedibedesina I mibedibedy, fibedibedy, mpibedibedyfibedibedena,fibedibedena. Ahitsio
Bedena
[admin]
: Bedesina (bedy) mt. ih. (bedeo, bedeso): Tenenina maherihery, tezerana: Nobeden-drainy, nobedesin-drainy izy fa nody alma. Ahitsio
Bedana
[admin]
: (fr. bec d'âne) a: Fandradahy. Ahitsio
Bedaina
[admin]
: (beda) mt. ih. (bedao): Samborina dia fihinina amin'ny sandrY. Ahitsio
Bedabedaina
[admin]
: (bedabeda) mt. ih. (bedabedao): Raidraisina ka fihimpihinina ary avadibadika: Aza bedabedaina ohatra izao ny mofo mbola hohanina. Ahitsio