Teny nampidirina farany

Avovona
[admin]
: ft.: Fiavosa mifanongoa miavoavo. - t.i.f:: Miavovona, fiavovona. Ahitsio
Avovona
[admin]
: (vovona) mt. at (avovbny): Ampifanongoavina, atao antontany: Aza auovona eto an-tokotany ny fako fa ario. Ahitsio
Avotsotra
[admin]
: (votsotra) ?nt. fit (avotsory): Entina mamotsotra. Ahitsio
Avotrovotro
[admin]
: (votrovotro) mt. at. (avotrouotroy): Atao tonga mandrotsirotsY, marokoroko, Ahitsio
Avotretrika
[admin]
: (votretrika) mt. at. (avotretreho): Ampifanongoavina, afatratra tsy misy kitotony: Avotretreho ao fotsiny aloha ireo boky ireo fa maika, Ahitsio
Avotrafo
[admin]
: a,: Karazan-tsatroka miaramila boribory lava patendro. Ahitsio
Avotra
[admin]
: ft.: Famonjena. • Fanafahana na fanalana ao anatin'ny loza. / Fividianan-javatra efa an'ny tena taloha ihany. 1 Fanongotana ny ketsa hafindra. - t.i.f.: Avotana, voavotra / manavotra, fanavotra, mpanavotra i anavotana, fanavotana / miavotra, fiavotra, mpiavotra / iavotana, fiavotana. - Avotra aina: fandosirana amin'ny loza, fahafatesana efa nandindona. Ahitsio
Avotana
[admin]
: (avotra) mt ih. (avoty): Vonjena amin'ny fahavoazana, amin'ny mahaporitra: Nauotany tamin'ny fanandevozana ny firenena A-voty kely aho raha manambola ianao. 1 Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin'ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe. 1 Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany. Ahitsio
Avosotra
[admin]
: (uosotra) mt. fit.: Entina mamosotra, mamazivazy, mananihany, manaraby. Ahitsio
Avosaina
[admin]
: (avosa) mt, ih. (avosay): Atao miavosa; avovona. Ahitsio
Avosa
[admin]
: ft.: Fitobian-javatra betsaka miavoavo. - t.i.f.: Miavosa, fiavosa / favosana,fiavosana. Ahitsio
Avorovoro
[admin]
: (vorovoro) mt, at. (auorovoroy): Asafotofoto, asaritaka. Ahitsio
Avorina
[admin]
: (vorina) mf, at. (avoreno): Ahorona ho tonga kibory: Misaotra an-dRasoa ihany fa navoriny ny kofehy teto. Ahitsio
Avorika
[admin]
: (vorika) mt. fit. (avoreho): Entina mamorika, mamosavy amin'ny zava-pihinana. Ahitsio
Avoravora
[admin]
: (voravora) mt at. (avorauorao): Goragoraina, gerageraina. Ahitsio
Avonto
[admin]
: (vonto) mt. fit. (avontosy): Entina mamonto. Ahitsio
Avontirika
[admin]
: (vontirika) mt. at,: Avandravandra be toa hivoaka ny taola-maso mihitsy (maso). Ahitsio
Avono
[admin]
: (vono) mt, fit. (avonoy): Entina mamono. Ahitsio
Avonkina
[admin]
: (uonkina) mt. at. (avonkeno): Aforitra fa tsy atsotra: Avonkeno kely ny tongotrao fa hisy olona handalo, Ahitsio
Avonjy
[admin]
: (vonjy) mt. fit. (avonjeo): Entina mamonjy, manampy: Ariary foira monta no azoko auonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao. Ahitsio