Teny nampidirina farany

Babake
[admin]
: (Ski) a.: Voatavo fotsy. Ahitsio
Babaka
[admin]
: ft.: Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin'ny teny verindroa no mitovy amin'ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredareda sy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin'ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Ra-koto fa lasan'ny mpangarompaosy ny uolany roanjato. Ahitsio
Babaka
[admin]
: ft.: Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana. - t.i.f.: Mibabaka. - F.-p.: Baba ra, mibaba ra (iaraha-mahalala fa betsaka ny teny izay manana endrika roa: na misy tovana ka, tra, na na tsotra izao fotsiny, toy ny hoe bila, bilaka; koa nt' babaka sy baba koa eto dia iray ihany): mandeha ra be, mitsonika ra, feno ra: Baba ra ny oron'ny zaza voadonan'ny sisin-databatra Ahitsio
Babahaka
[admin]
: (t. tr.) p. t.: Mangabakabaka. Ahitsio
Babababa
[admin]
: a.: Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana: Mankarenin-tsofina ny babababan'Isambilo nokapohindra in y. 1 Fitarainana, menomenona. - t.i.f.: Mibabababa, fibabababa, mpibabababa / ibabababana, fibabababana. Ahitsio
Baba
[admin]
: Baba ra:(jer. Babaka). Ahitsio
Baba
[admin]
: a.: Ray, dada (teny efa tranainy, nefa mbola fampiasa ankehitriny any anindrantany: Baba sy nindry). ¶ M. h.: Aba, kaky. ~ H. L: Lehilahy efa antitra dia antitra, konka. ? p. t.: Tsara tarehy, kanto (tsy fanrpiasa raha tsy miaraka amin' ny mpisolo anarana fanao tovana ny: Babany izany raha tarehin'olona. ~ Tsy leo amin'ny zavatra ataony, manan-daza, manehoeho; * 0-hab.: Papangolahy onaty katsaka, ka izay miuoaka babany auokoa: Enti-milaza ny samy maha-kinga na mahay ny olona maro mifandimby manao zavatra imasom-bahoaka. - t.i.f.: Babantany (fer. ity). ? Baba ray, baba reny: zanaky ny tsara tarehy. ¶ M. h.: Malaza. manana anarana, mandeha laza, maneohoeho, maresaka, maketrika, ngeza, kalaza. Ahitsio
Ba
[admin]
: (fr, bas) a: Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro. é t.i.f.: Miba, fiba, mpiba. Ahitsio
Ba
[admin]
: (fr, bas) a.: Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin'ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Ma-nana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny uadin-dRabe. Akanjo ba sy ba kiraro Ahitsio
Ba
[admin]
: (Ski) a: Karazan'oviala misy vodiny boribory sahala amin'ny tavolo. Ahitsio
Ba
[admin]
: a.: Ny fingadonan'ny andalan-tononkalo, izay avy amin'ny toeran'ny tsindrimpeo amin'ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (oh. Làpa) ary ny ba mitsaika (oh. Tdratra), ~ Fomba fandrefesana ny feo amin'ny mozika: Ba efatra izany mozika izany. a Miuely ba: manamarika ny ban-kira amin'ny tehina kely izay entina hanoritana tsipika roa na telo na efatra. / Maka ba: manao fiomanana (avy amin'ilay fomban'ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan'ny hanombohana hira). Ahitsio
Ba
[admin]
: (fr. banc) a.: Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana. ¶ M. h,: Dabilio. Ahitsio
B
[admin]
: Tarehintsoratra faharoa ary renisoratra voalohany amin' ny abidy malagasy, mitonona hoe bi na be. ? Fiovan'ny u amin'ny fanakambanan-teny (tongotra vakivaky = tongo-bakivaky) na amin'ny fanovonana man, izay tonga mam (man-voly = mambo-1Y)Ba a.: Mamikely, oroka, ifanaovan'ny mpisakaiza, indrindra ny mpihavana, ho mari-pitiavana: Mifanao ba. Ahitsio
Azotra
[admin]
: (zotra) mt. at. (azôry): Atodika mahitsy mankany amin'ny... Ahitsio
Azon'ny
[admin]
: ppt. feh.: Izay enti-milaza antony nahatonga: Nandraiki-narary izy azon'ny nanao uizana loatra tamin'ny famadihana an-drain y. Ahitsio
Azojotra
[admin]
: (zojotra) mt. fit. (azojory): Entina manao zojotra na gorampà. Ahitsio
Azoazo
[admin]
: (Fit.-p.) a.: Ranon'afero. Ahitsio
Azoazo
[admin]
: (t.u.r.) mt, Tiana araka ny fankasitrahan'ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin'ireto satroka ireto? Itsy uolombatolalaka no azoazoko. ? Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanauianao? Efa azoazo fa misaotra. - Azoazon'ny uauony: tiana na mahafalifaly kokoa. Ahitsio
Azo
[admin]
: mt. Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe. 1 Tratra, voasambotra: Azon'ny saka ny uoalauo. ~ Voan'ny...: Azon'ny tazo tany an-tsiraka tany izy. ~ Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko. 1 Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly. ? Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato; raha misy ny teny atao ao aorianany dia ma-nana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo otao ny miditra ato. ~ t.f.f.: Mahazo, fahazo, mpahazo ) ahazoana na azahoana, fahazoana, na fazahoana ( mihazo, fihazo, mpihazo ) ihazoana, fihazoana. • F,-p,: Azon-keuitra: metY hisy hevitra hamoniena azy: Tsy azon-kevitra intsony iiay sambo, / Azom-panafana: mety ho sitran'ny fanafody: Tsy azom-panafana iiay aretina nahauoa azy ka hany nataon'ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany. / A-zon-tolak'olona: nasian'ny sasany tamin'ny herin'ny mosavy. / Azon'ny sasany: nasian'ny sasany fanafody. / Azo olan-tanna: tratra eo am-panaovan-dratsy. ¶ M. h.: Azo ambody omby, tratehaka, azo an-tanana. Ahitsio
Aziriziry
[admin]
: (zihizihy) mt. at. (azirizirio): Aridiridy. ? Araikitra tsy ho afa-mihetsika. Ahitsio