Teny nampidirina farany

Azionjiona
[admin]
: (zionjiona) mt. at. (azionjiony): Avily tsy handeha mahitsy, avembena. Ahitsio
Azimba
[admin]
: (zimba) mt. fit. (azimbào): Entina manazimba, manao tsinontsinona. Ahitsio
Azihizihy
[admin]
: (zihizihy) mt. at.: Bontsinina. Ahitsio
Azihitra
[admin]
: (zihitra) mt. at. (azihiro): Tsy avala hihetsika. Ahitsio
Azidizidy
[admin]
: (zidizidy) mt. at. (azidizidio): Henjanina mafy. Ahitsio
Azidina
[admin]
: (zidina) mt. at. (azidino): Ajoro mahitsy tsy mihetsika. Ahitsio
Azy
[admin]
: s. o.: Misolo olona entimanolo ny izy raha atao teny fameno: Tia azy aoka izany ny reniny; na raha atao milaza tompon-javatra: Tonga hamangy an-dRakoto a-ho: Azy ve it? trano amoron-dalana it?? 1 Ny azy: Mpisolo anarana enti-milaza zavatra ananan'ilay olona tenenina: Ento, hono, ny satrok'i Berna. Misy satroka maro ireo ka tsy fantatro ny azy? - F.-p.: Azy ho azy: raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Robe fa namiliuily uolampanjakana. Azy ho azy ny azy; aoka hanefa fa nanao ratsy. / Mandeha ho azy: mandeha irery amin'izao, tsy taritina na atosika. f Misy azy: aoka fotsiny (ny hafaliany na ny alahelony na ny hatairany): Misy azy reniny mandre izao fahombiazany tsy roaaman-tany izao. Ahitsio
Azezika
[admin]
: (zezika) mt. at. (azezeho): Ampifanongoavina, avosa, avovona: Azezeho eto aloha ny entana rehetra. Ahitsio
Azevo
[admin]
: (zevo) mt. at. (azevoy): Atao mifangaro. Ahitsio
Azera
[admin]
: (zera) mt, at. (azerao): Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivaua fa natahorana sao handratra ny mpandalo. 1 Avarina: A-zerao any an-kady any ny fa-tin 'io saka io. Ahitsio
Azehy
[admin]
: (zehy) mt. fit. (azeheo): Entina manjehy, mandrefy amin'ny zehy. Ahitsio
Azavozavo
[admin]
: (zauozauo) mt. at. (azavozauoy): Atao somary matroka, somambisambY. Ahitsio
Azary
[admin]
: (t. tr.) a: Vodka, mosavy. Ahitsio
Azaoty
[admin]
: (fr. azote) a: Karazana gazy hita eo amin'ny zavaboary ka ilain'ny zavamananaina betsaka, na ny biby izany na ny zavamaniry. Ahitsio
Azafo
[admin]
: (Tan.) na Tsinkafonkafona a.: Zavamaniry famonoana voalavo; totoina rehefa maina, dia afangaro amin'ny lafarinina (Pistia stratiotes). Ahitsio
Aza
[admin]
: p. mt.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny hoe na dia izay mialoha azy ka enti-milaza fiaikena: Na dia mahantra aza izy, tsy mba mangalatra na oviana na oui-ana. Ahitsio
Aza
[admin]
: p. mt.: Enti-mandrara tsy hanao zavatra: Aza mikiakiaka mankarenin-tsofina eo ianareo, rankizy a. • Enti-mirary mba tsy ho voa, mitovy amin'ny hoe enga anie tsy...: Aza manody ny taranako sy ny taranakao izany! 1 Entimanohana zavatra mba tsy ho tonga, tsy hisy: Aza tsiny raha manapaka ny teninao aho. - F.-p.: Aza fady: teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefs tsy maintsy a-tao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao a-ho, tompoko. Aza fady fa uoadonako ianao. / Aza loza: enga anie ka tsy hahitako loza. / Aza maty anie aho: teny fialan-tsiny ary fangataham-pamelana tamin'ny hadisoana natao, indrindra raha zavatra tsy niniana natao. ¶ M. h.: Matesa anie aho. / Aza any izany, aza anie izany, aza misy anie izany: enga anie ka tsy ho avy izany! Sanatria anie izany. / Aza tsiniko: mitovy amin'ny hoe "aza fady". / Aza manody: fomba firariana mba tsy hahavoa ny hafa izay mahazo ny tena. Ahitsio
Avrily
[admin]
: (fr. avril), na Aprily (angl. april) a.: Volana fahefatra amin'ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin'ny mahazatra no raisina?). Ahitsio
Avozihitra
[admin]
: (vozihitra) mt. at. (avoz ih fro): Abontsina be, a-tao mizihitra be. Ahitsio
Avozezika
[admin]
: (vozezika) mt. at. (avozezeho): Avovona, ampifanongoavina befahatany. Ahitsio