Teny nampidirina farany

Avezika
[admin]
: (vezika) mt. at, (avezeho): Asaina mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany. Ahitsio
Avezaveza
[admin]
: (vezaveza) mt. at. (auezauezao): Atao tonga mitanatana be. Ahitsio
Avezatra
[admin]
: (vezatra) mt. at. (auezato): Atao mivezatra na mihataka be ny vavany. Ahitsio
Avetraka
[admin]
: (vetraka) mt. at. (avetràho): Atsôtra (tongotra). Ahitsio
Avesatra
[admin]
: (vesatra) mt. fit. (avesàro): Entina mamesatra, mampitondra zavatra betsaka. Ahitsio
Averina
[admin]
: (verina) mt. at. (averèno): Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia • Lazaina indray: Avare-no izay lazaiko. 1 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana. 1 Asaina miverina: Naverina ilay iraka. 1 Aterina: Tsy mbola nauerin'ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy. 1 Ampodfna: Naueriny ho amin'ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania Ahitsio
Averavera
[admin]
: (veravera) mt. at, (averauerào): Asaritaka. Ahitsio
Avenina
[admin]
: (avina) mt. ih. (aveno): Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay a-sa tadiaviny. Ahitsio
Avendrivendry
[admin]
: (vendriuendry) mt. at. (auendrivendrèo): Lalaovina, vazivazina. 1 Arenireny, ariorio. Ahitsio
Avendrana
[admin]
: (vendrana) mt. at. (auendràno): Avadika, verahina roa. Ahitsio
Avena
[admin]
: (vena) mt. at. (auèno): Arùna,axante, atongilana. Ahitsio
Avembena
[admin]
: (uembena) mt. at.: Arôna mankatsy,aràna mankaroa, ahilangilana. Ahitsio
Avelo
[admin]
: a.: Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian'ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a +velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy. Ahitsio
Avely
[admin]
: (vely) mt, fit. (avelèzo): Entina mamely, mikapoka. Ahitsio
Avala
[admin]
: (vela) mt. at, (avelao) na Ambela mt, at. (ambelào) (nefa it? farany it? dia indraindray ihany no ampiasaina): Ajanona: Nauelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy. 1 Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy, 1 Atsahatra: Auelao amin'izay ny ady heuitra tsy mitera-boka-tsoa. 1 Afoy: Avelako ho anao it? boky sarobidy it?. 1 0mena lalana: Ave-lao kely aho handeha. • A-mindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin'ity indray mandeha US'. ka mitandrema tsara amin'ny sisa. Ahitsio
Avazivazy
[admin]
: (vazivazy) mt. fit. (avazivazio): Entina mamazivazy, manao teny kivalavala, tsy manaja. Ahitsio
Avazana
[admin]
: (vazana) mt. fit. (avazàno); Entina mamazana. Ahitsio
Avavatra
[admin]
: (vavatra) mt. fit. (avavàro): Entina mamavatra, manisy vavany (zavatra iray). Ahitsio
Avatsy
[admin]
: (vatsy) mt. at. (avatsio): Omena hatao vatsy: Volavolam-bary sy henan' akoho no navatsiny anay. Ahitsio
Avatsavatsa
[admin]
: (vatsavatsa) mt, fit. (avatsavatsào): Entina mamatsavatsa. Ahitsio