Teny nampidirina farany

Avadika
[admin]
: (vadika) mt. at. (avadiho): Atao miamboho: A-vadiho ny lalimoara. 1 Atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona ? Aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin'izay ny takelaka. 1 Iodinana: Nauadiky ny sakaizany izy. ? Afindra ho amin'ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa Ahitsio
Avadiditra
[admin]
: (vadiditra) mt. fit. (avadidira) : Entina mamaditra, mandadina. Ahitsio
Ava
[admin]
: a: Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà". Ahitsio
Ava
[admin]
: ft: Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin'ny voly. i t,tf.: Avana, voava 1 miava, fiava, mpiava i iavana, fiavana ( mahava. Ahitsio
Atsovaka
[admin]
: (tsovaka) mt, fit. (atsovàho): Entina manatsovaka, mandoro amin'ny rano mangotraka. Ahitsio
Atsotsotsotso
[admin]
: (tsotsotsotso) mt. at. (atsotsotsotsiiy): A-tao mitsotsotsotso, mamoaka feo toy ny an'ny vy mena mivaivay atao ao anaty rano. Ahitsio
Atsotra
[admin]
: (tsotra) mt. at. (atsôry): Aampatra, atao mivelatra: Atsory ny tananao. Ahitsio
Atsotaka
[admin]
: (tsotaka) mt. at. (atsotaho): Aiditra ao anaty zavatra ka misy feo heno amin'izany. Ahitsio
Atsororoka
[admin]
: (tsororoka) mt at. (atsororohy): Alefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany. Ahitsio
Atsorofoka
[admin]
: (tsorofoka) mt. at. (atsorofohy): Asisika, atosika avy hatrany. Ahitsio
Atsoriaka
[admin]
: (tsoriaka) mt. at. (atsoriàho): Alefa handeha faingana: Atsoriàho hojerena it? fiarakodia kely kilalaonao it?. Ahitsio
Atsopitsopy
[admin]
: (tsopitsopy) mt, at. (atsopitsopio): (hazavana) Atao malefaka, mitsilopilopy: Atsopitsopio kely ny jiro fa marary ny masoko. Ahitsio
Atsopiaka
[admin]
: (tsopiaka) mt. at: (maso) Atao tonga jemby, badena. Ahitsio
Atsontsorika
[admin]
: (tsontsorika) mt. at. (atsontsoriho): Araviravy, aondrika ho ambany: A-za atsontsorika ny lohanao. Ahitsio
Atsontsona
[admin]
: (tsontsona) mt. fit, (atsontsdny): Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an'ilay aiika ka nampatory azy, Ahitsio
Atsongo
[admin]
: (tsongo) mt. fit. (atsongày): Entina mitsongo. Ahitsio
Atsolotsolotra
[admin]
: (tsolotsolotra) mt. at. (atsolotsolôry): Aroso kely dia ahemotra miverimberina. Ahitsio
Atsolotsolo
[admin]
: (tsolotsoio) mt. at. (atsolotsoloy): Atanina, atao akaikin'ny afo: Atsolotsoloy eo amin'ny afo iny akanjonao lena iny mba ho maina haingana Ahitsio
Atsolo
[admin]
: (tsolo) mt. fit, (atsoldy): (ny afo) Entina mandrehitra: Iny afo aminao iny atsolo ireto anenta-mololo ireto. Ahitsio
Atsoka
[admin]
: (tsoka) mt. fit. (atsofy): Entinamitsoka. Ahitsio