Teny nampidirina farany

Tamora
[admin]
: p. t.: Tonga mora, mihalemy, mihalefaka; mihembidy. - t.i.f.: Tamoraina, voatamora / manatamora, fanatamora, mpanatamora / anatamorana, fanatamorana / mahatamora. Ahitsio
Tamonaka
[admin]
: a.: Voanjo totoina dia andrahoina. Ahitsio
Tamingana
[admin]
: a.: Taranaka, faxa sy dimby. - F.-p.: Lany tamingana: tsy misy taranaka intsony, maty maso. Ahitsio
Tamina
[admin]
: (tamy) mt. ih. (tamio): Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin'ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambaniuohitra. Ahitsio
Tamika
[admin]
: a.: Fitsihan'ny rano kely dia kely mivoaka aminjavatra (vato, fefiloha): Ny harena dia ohatra ny rano an-tami-bato: raha tazanina toa be, raha andraofana tsy ahazoana ohatrinona (ohab.). • t.i.f.: Manamika, fanamika. Ahitsio
Tamy
[admin]
: ppk.: Filazana ny lasa amin'ny hoe: Amy: Tonga tamin'ny Alatsinainy izy. Ahitsio
Tamy
[admin]
: a.: Loaka, na hirika ataon'ny mpangalatra amin' ny rindrina, ? Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina. 6 Tamina, voatamy 1 manamy, fanamy, mpanamy 1 anamiana, fanamiana / mahatamy. Ahitsio
Tamy
[admin]
: mt. p.: Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao. Ahitsio
Tamenaka
[admin]
: a.: Karazan-kazo kelikely ravina fanaovana ody kankana ny voany (Poivrea grandidieri). Ahitsio
Tamenaka
[admin]
: a: Ny menamena vonivony izay eo afovoany anatiny amin'ny atody. (Ny zana-borona na biby vao torontoronina sy ny sakafo ivelomany no ao anatin'io tamenak'atody io). * Ohab.: Hafahafa fitia sifotra ka ny tamenany indray no ariana: enti-milaza ny olona tsy mahay mifidy, na tsy mahalala ny tsara, ka ny tokony halaina indray no a-vela. Ahitsio
Tambovo
[admin]
: (Ski) a.: Anarana iantsoan'ny Sakalava ny Rimorimo der. io teny io). Ahitsio
Tambotsotra
[admin]
: a.: Fikorisana na fidinana amin'ny iva. ? h.o.: Fihemorana, tsy fahasahiana manohy ny natao fa miverina ilalana. * t. f.: Atambotsotra, voatambotsotra, tafatambotsotra / manatambotsotra, fanatambotsotra, mpanatambotsotra / anatambotsorana, fanatambotsorana / mitambotsotra, fitambotsotra, mpitambotsotra f itambotsorana, fitambotsorana / mahatambotsotra. Ahitsio
Tambororiitra
[admin]
: a.: Firiotana midina; fikororosiana hankamin'ny ambany; filetsena sa-hala amin'ny tany mikoa. * Atambororotra, tafatamboromtra / manatamboromtra, fanatambororotra, mpanatambororotra 1 anatambororotana, fanatambororotana 1 mitambororotra, fitambororotra, mpitambororotra 1 itambororotana, fitambororotana / mahatambororotra. Ahitsio
Tambongana
[admin]
: a: Fitambatambaran-javatra mivongam bongana. - t.i.f.: Atambongana, tafatambongana / manatambongana, fanatambongana, mpanatambongana / anatambonganana, fanatambonganana / mitambongana, fitambongana, mpitambongana / itambonganana, fitambonganana / tambongambongana. Ahitsio
Tambolovolo
[admin]
: p. t.: Tsy havana na sakaiza. Ahitsio
Tambolo
[admin]
: a: Zavamaniry fanamaintisa-nify (Buchnera teptostachia), Ahitsio
Tambolivoly
[admin]
: a: Ngolingoly, tsaroana dontodonto. Ahitsio
Tambolina
[admin]
: a.: Sangodin-drivotra, na rano na vovoka. ? Enti-milaza zavatra mihorongorona lava, mitangolingolika. ? Mandalo, fitangolikoliky ny tsinay. - t.i.f• : Tambolenina, atambolina, voatambolina, tafatambolina / manatambolina, fanatambolina, mpanatambolina / anatambolenana, fanatambolenana / mitambolina, fitambolina / itambolenana, fitambolenana / mahatambolina / tambolimbolina / mitambolimbolina. Ahitsio
Tambolenina
[admin]
: (tambolina) mt. ih. (tamboleno): Asangodina. Ahitsio
Tambolavolaina
[admin]
: (tambolavola) mt. th, (tambolauolao): Atao boribory ; volavolaina. Ahitsio