Atselika [admin] | : | (tselika) mt. fit. (atseleho): Enti-manao na end-malta amim-pahamailahana, amim-pahaldngàna. Ahitsio |
Atselatra [admin] | : | (tseiatra) mt. at, (atselàro): Ampirehetina. Ahitsio |
Atselaka [admin] | : | (tselaka) mt, at, (atseiàho): Arehitra tampoka. Ahitsio |
Atsehontsehona [admin] | : | (tsehontsehona) mt, at, (atsehontsehony): Avala hiketsoketso, hitsaontsaom-bava. Ahitsio |
Atsehatseha [admin] | : | (tsehatseha) mt. at, (atsehatsehao): Asaina mandeha na ampandehanina moramora aoka izany. Ahitsio |
Atsefotra [admin] | : | (tsefotra) mt. at. (atsefory): Enti-milaza ny zavatra ale fa na atoraka. Ahitsio |
Atsefaka [admin] | : | (tsefaka) mt. fit. (atsefàho): Entina manatsefaka, mamaky hisalasaka. Ahitsio |
Atsatso [admin] | : | (tsatso) mt, fit. (atsatsby): Entina manatsatso. Ahitsio |
Atsatsika [admin] | : | (tsatsika) mt. at, (atsatsiho): Atono eo ambony afo, Ahitsio |
Atsatsiaka [admin] | : | (tsatsiaka) mt. at. (atsatsiàho): Atao rovitra ka heno ny fitriarany. Ahitsio |
Atsatsaingona [admin] | : | (tsatsaingona) mt, at. (atsatsaingàny): Entimilaza teny na olona entina na asaina mitsatsaingona. Ahitsio |
Atsatoka [admin] | : | (tsatoka) mt at (atsatôhy): Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina 1 H.o,: Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok'i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny. Ahitsio |
Atsararaka [admin] | : | (tsararaka) mt. at, (atsararàho): (feo) Atao mikiririoka no sady farin:parina. Ahitsio |
Atsarapaka [admin] | : | (tsarapaka) nit at (atsarapaho): Azera na alatsaka na atosika tampoka tsy ampoizina ao anatin'ny... Ahitsio |
Atsaraingona [admin] | : | (tsaraingona) mt. at. (atsaraingony): Asalovana, atsatsaingona. Ahitsio |
Atsapaka [admin] | : | (tsapaka) mt. at. (atsapàho): Enti-milaza ny zavatra aiditra na atrabaka. Ahitsio |
Atsapa [admin] | : | (tsapa) mt. fit. (atsapao): Entina hitsapana: Ny tehiny no atsapan'ny jamba ny manodidina Ahitsio |
Atsany [admin] | : | (t. tr.) ppt. feh.: Dia ny, dieny mbola, Ahitsio |
Atsangana [admin] | : | (tsangana) mt. at, (atsangano): Arenina amin' ny haavony, tsy avala han-dry: Atsangano io bari7ra io. 1 Aseho ka apetaka eny amin'ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena 1 Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M. Ahitsio |
Atsananaka [admin] | : | (tsananaka) mt. at. (atsananàho): Aempo. Ahitsio |