Teny nampidirina farany

Atohina
[admin]
: (tohina) mt. at. (atohino): Akasika. Ahitsio
Atohy
[admin]
: (tohy) mt. at. (atohizo): Atao tohy: It? hazo ity atohy eo fa mafy ity. Ahitsio
Atohana
[admin]
: (tohana) mt. fit. (atohano): Atao tohana: Ity uato ity atohana ny varavarana. Ahitsio
Atofotra
[admin]
: (tofotra) mt. at. (atofory): Apbka, addna. Ahitsio
Atofintofina
[admin]
: (tofintofina) mt. At0 at.: Atopatopa. Ahitsio
Atofezaka
[admin]
: (tofezaka) mt. at. (atofezaho): Avala tsy omenkanina. Ahitsio
Atofefika
[admin]
: (tofefika) mt. at. (atofefeho): Ahilana, araika, arona. Ahitsio
Atofatofa
[admin]
: (tofatofa) mt. at. (atofatofao): Ahetsiketsika, ahofahofa (enti-milaza ny ta-ho tsofin'ny rivotra na ny volon-doha mitopatopa raha mihazakazaka). Ahitsio
Atofantsika
[admin]
: (tofantsika) mt. at. (atofantsiho): Atao mibaraingo manao andohalambo, ahantsika, alantsika. ~ Asaina miandry ela: Natofantsiny teo an-tsena adiny telo a-ho. Ahitsio
Atoetra
[admin]
: (toetra) mt. at. (atoero): Apetraka. Ahitsio
Atoditra
[admin]
: (toditra) mt. at. (atodiro): Andramana. Ahitsio
Atodiosy
[admin]
: a.: Vakana hala tahaka fotsy misorasoratra manga. Ahitsio
Atodiorokoroka
[admin]
: a.: Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka. Ahitsio
Atodiomby
[admin]
: a.: Zavatra boribory voloina hita indraindray ao anatin'ny rorohan'ombY. Ahitsio
Atodintazo
[admin]
: a.: Fivontosan'ny ary, izay hita mibontsina eo amin'ny faritra an-kavia amin'ny kibo. Ahitsio
Atodintarina
[admin]
: na Atodintaria a: Fivontosan'ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin'ny taita na eo amin'ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe. Ahitsio
Atodika
[admin]
: (todika) mt. at. (atodiho): Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao. Ahitsio
Atodiakanga
[admin]
: a.: Tendron'ny lohan'ny taolam-pe izay vorivory sy malama tsara, –( Ahitsio
Atody
[admin]
: (tody) mt. at. (atodio): Atao tonga an-tseranana: A-todio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo! Ahitsio
Atody
[admin]
: akaiky ho foy ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin'ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an'iretsy voalohany. Ahitsio