Teny nampidirina farany

Atontaly
[admin]
: (tontaly) mt, ut, (atontalio): Atao ny fitambarany: Atontalio ny lany rehetra tamin'ny fitsangantsanganana Ahitsio
Atonta
[admin]
: (tonta) mt, at. (atontay): Atao printy: Boky vao natonta ity. 1 Azera: Tandremo sao atontanao ireny loula ireny. ? Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany. Ahitsio
Atono
[admin]
: (tono) mt. at. (atonoy): Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ouy ireto fa aza andrahoina. Ahitsio
Atonjina
[admin]
: (tonjina) mt. at. (atonjeno): Ampiraikàna, ampirônana. Ahitsio
Atony
[admin]
: (tony) mt, at,(atoneo): Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao. Ahitsio
Atongoa
[admin]
: (tongoa) mt, at. (atongoavy): Atao eo ambony. Ahitsio
Atongilana
[admin]
: (tongilana) mt at. (atongilàno): Atao mirona fa tsy 'Marina marina tsara: Natongilany ny ',nana ka verY ny ro. Ahitsio
Atongika
[admin]
: (tongika) mt, at.: A-tahitohy, aforitra. Ahitsio
Atongalika
[admin]
: (tongalika) mt. at. (atongaliha): Aforitra (ohatra ny lohalika). Ahitsio
Atondro
[admin]
: (tondro) mt, fit. (atondroy): Enti-manondro: Axa ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro. ? Atodika: Aza atondronao at~ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny lutta. Ahitsio
Atondritra
[admin]
: (tondritra) mt at. (atondrito): Atodika. ~ Atolaka (hadisoana). ~ Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin'ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito (na atondroty) io zaza io fa hivalana Ahitsio
Atondraka
[admin]
: (tondraka) mt. at. (atondraho): Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vital jobo? ~ (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin'ny volin'olona: Aza atondrak'ialahy et? ny ombin'ialahy, ry Lita a! Ahitsio
Atonantonana
[admin]
: (tonantonana) mt. at. (atonantonàno): A-saina mivezivezy na asaina tonga foana tsy misy antony: Loza fa natonantonany tany aminy aho, nefa tsy tao akory izy, Ahitsio
Atonaka
[admin]
: (tonaka) mt, fit. (atonafy): Entina manadofaka dona-tsetroka. ~ Entina ma-mono, mikapoka. Ahitsio
Atonàka
[admin]
: (tonàka) mt, at. (atonàhy): Avala hidonanapoana. 1 Asaina miandry ela: Natonàkany foana teto aho. Ahitsio
Atomotra
[admin]
: (tomotra) mt, at. (atomory): Ampanakekezina: Atomory ahy ny jiro hijereko tsara ity sary ity. Ahitsio
Atomoetra
[admin]
: (tomoetra) mt, at. (atomoero): Apetraka, ajanona, asaina mitoetra. Ahitsio
Atomboka
[admin]
: (tomboka) mt. fit. (atombohy): Entina manietaka kase, marika tsY mety afaka. Ahitsio
Atomboka
[admin]
: (tomboka) mt. fit, (atombohy): Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy. Ahitsio
Atomboka
[admin]
: (tomboka) mt, fit. (atombohy): Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika. Ahitsio