Teny nampidirina farany

Tsiota
[admin]
: (fit,-p.) p.i.: Enina. Ahitsio
Tsiontsiona
[admin]
: a.: Karazan'ahitra (jer. Antsointsoina). Ahitsio
Tsiontsiona
[admin]
: Mitovy amin'ny Siontsiona. Ahitsio
Tsiomeroa
[admin]
: a.: Karazan'akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana). Ahitsio
Tsiombiomby
[admin]
: Kilalao misy olona atao solon'omby manoto; kiombiomby. Ahitsio
Tsioka
[admin]
: a.: Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. - t.i.f.: Tsiofina, voatsioka I mitsioka, fitsioka I tsiotsiofina I tsiotsloka I maniotsioka. - F.-p.: An-tsioka: avy amin' ny toerana iavian'ny rivotra; lavitra dia lavitra, any lavitra. J Ankatsio-drivotra: amin'ny toerana talaky rivotra tsara. J Tsio-kanina: mampibohibohy kibo (ilazana indrindra ny vantotr'akoho kely izay mibontsin'ny rivotra ny hodiny amin'ny faritra sasantsasan'ny tenany). Ahitsio
Tsiofina
[admin]
: (tsioka) mt. ih. (tsiofy): Enti-milaza ny toerana itsofan'ny rivotra. Ahitsio
Tsintsinina
[admin]
: (taintsina) mt. ih. (tsintsino): Aingaina amin' ny tanna an'ila fotsiny: Notsintsininy ny fitafiany dia Jasa niampita ny rano izy. Ahitsio
Tsintsindrana
[admin]
: ft.: Toetran'ny zavatra lava izay mihoatra na manivaka amin'ny namany iray laharana aminy. - t.i.f.: Atsintsindrana, tafatsintsindrana I manatsintsindrana, fanatsintsindrana, mpanatsintsindranal anatsintsindranana, fanatsintsindranana I mahatsintsindrana / t sin tsin d rantsin dr ana. Ahitsio
Tsintsina
[admin]
: a.: Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an'ila. - t.i.f : Tsintsinina, voat sin-t sina I mitsintsina, fitsintsina, mpitsintsina / itsintsinana, fitsintsinana I mahatsintsina. Ahitsio
Tsintsina
[admin]
: a: Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa. - Kely ohatra ny taintsina: kely dia kely tokoa. * Ohab.: Tsintsindahy mi-tondra vonim-bero ka izay eran'ny vava no entina: enti-milaza olona manao fanomezana, araka ny fananany na izay mety ho vitany. Ahitsio
Tsintsana
[admin]
: p.t.: Manify: Tsintsa-molotra io zaxa io. ? Mailaka, kinga. Ahitsio
Tsinoranorana
[admin]
: a.: Karazan' orandranomasina madinika manjamania avelan'ny onja eny amin'ny fasika ka alain' ny olona. Ahitsio
Tsinontsona
[admin]
: (tsontsona) mt. ih. misy tsofoka in: Voatsontsona, voasafosafo: Notsinontsony ilay saka dia natory teo am-pofoany. Ahitsio
Tsinontsinona
[admin]
: a. na p.t.: Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanan izao tontolo izao tamin'ny tsinontsinona Andriamanitra. 1 Zavatratsy misy antony, tsy misy fotony: lanao koa taitra amin' ny tsinontsinona. (• pst.: Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin'izay zavatra tsinontsinona. / Olona tsinontsinona no fiheverako an'iny lehilahy iny. Ahitsio
Tsinongonongona
[admin]
: a.: Bongantany avoavo mitsitokotoko. Ahitsio
Tsinongo
[admin]
: (tsongo) mt. ih, misy tsofoka in: Voatsongo, tsongoina, terena amin'ny hoho: Notsinongon'i Bozy ny zazakely. Ahitsio
Tsinona
[admin]
: f.-P.: Fitenin'ny ankizy entiny milaza antony anaovany zavatra iray:Izahay, tsinona, vonoiny ko! aiza ixahay no tsy mba hamely? Ahitsio
Tsinombina
[admin]
: a.: Karazam-balala. Ahitsio
Tsinkerankerana
[admin]
: a.: Karazanjozoro kelikely taho. Ahitsio